Marc Ravalomanana, 2/03/2017. Bel’Air Ampandrana-Fifidianana 2018.

.

Arp Helisoa. 2/03/2017.

 Antoko politika. fikambanana maro , no nangataka ny filoha Marc Ravalomanana hirotsaka ho fidiana ho filohampirenena amin’ ny taona 2018 tao amin’ny foiben’ny antoko TIM tao Bel’ air Ampandrana io maraina io.
.
Arp Helisoa

Namafisin’ny filoha Marc Ravalomanana androany tao amin’ny foiben’ny antoko TIAKO I MADAGASIKARA tao Bel’air Ampandrana fa hilatsaka ho fidiana filohampirenena ny tenany amin’ny taona 2018.

Tahina R’mampianina

 Hiaradia isika hanarina ny firenena tonga miaraka no fanombohana, ny mia sa miaraka no fahombiazana, tsy misy misalasala izany na ni ni fa efa vonona ny Pdt RAVALOMANANA Marc, ary amin’ny fomba demokratika no handraisana ny fanjakana.

Fifidianana ho filoha @ 2018 : mazava be ny hafatry ny ray aman-drenitsika an. Mitabe tsy lanin’ny « mamba », izay mitambatra vato fa izay misaraka fasika, akanga maro tsy vakin’ ‘ »amboa ». Fantatsika tsara hoe iza ireo « mamba », haintsika tsara koa hoe iza avy ireo « amboa », ary farany iza ilay vato sy fasika anatin’ny hafatra.
Tena velombolo ny bandy androany nahita ireo namana navitrika @ fanetsiketsahana ny fototra. Mankasitraka azy ireo fa tena asa be izany.
Fa ny fanampiny ho antsika rehetra @ ilay tenin’ny ray aman-dreny hoe manao zavatra ho tsapan’ny vahoaka, tena zava-dehibe izany. Isika tsy anaparitaka paikady eto fa samy mahalala ny tandrify azy, manavanana azy, talentany sy fahaizany mba hisy fiantraikany an @ vahoaka tokoa. ROSO KA TSA MIPODY KOA

ravalo-20184

ravalo-20182

ravalo-201811

ravalo-20189

ravalo-20186

ravalo-201812

ravalo-20187

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Un commentaire pour Marc Ravalomanana, 2/03/2017. Bel’Air Ampandrana-Fifidianana 2018.

  1. Lita dit :

    Miaiky anao aho Atoa Marc Ravalomanana, ananao tokoa ny ambition rehefa ilainao ary tanterakao tokoa.Nanomboka enao candidat ho maire de tsy diso mitsy ny pronostic.-ko ka hatraminy izao. Ity anefa no aza adino: ianao dia mbola ho filoha indray raha izao zavamisy izao no dinihana saingy,saingy hoy aho satria ianao dia manampahavalo goavana. Tsy iza izany fa ny be baoty isany. Ianao dia filoha discipliné ,saingy ireto bebaoty mianakavy ireto nefa dia zatra gaboraraka sy ho entiny herin’ny vola.Ny tiana ho ambara izany dieny izao ianao dia mamakafaka tsara ny itondranao anireo

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s