Marc Ravalomanana-Fifidianana 2018. Kabary tao Bel’Air.

Ny filoha Marc Ravalomanana teny amin’ny foiben’ny antoko TIM tao Bel’air Ampandrana ny maraina teo nilaza ny fahavononany hilatsaka ho fidiana filohampirenena amin’ny taona 2018

Olivier Donat Andriamahefaparany (Sekretera jeneralin’ny antoko #TIM): « Manana traikefa hanala an’i Madagasikara ao anaty krizy ny filoha Marc Ravalomanana toy ny nitranga tamin’ny 2002. Voaporofo eran-tany nanomboka ny 2002-2009 fa io no vanim-potoana niakaran’ny toe-karena ambony indrindra teto Madagasikara, koa noho izany dia mangataka ny firotsahan’ny filoha Ravalomanana ho fidiana izahay hanalana an’ny Madagasikara anaty krizy. »

Mandroso Randria

Vonona tanteraka ny Filoha RAVALOMANANA, tsy hihemotra … mijoro amin’ny maha-malagasy aloha, ny hambompo maha-malagasy.

 

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s