TIM-Antananarivo. Andron’ny Vehivavy-Analakely, 8/03/2017. Kianjan’ny 13 Mai.

.

Fampitambaovao avy amin’ny CUA. , noho ny toetr’andro dia foana avokoa ny fankalazana ny 8 martsa izay saika atao ao amin’ny lapan’ny tanana Analakely anio. Ampitapitao

Arp Helisoa

.

Tiako I Madagasikara Hampiseho ny heriny eny Analakely

03/03/2017

Mitohy ny fanaovana antsojay hataon’ny fanjakana foibe ny Fiadidiana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra.

Tranga farany niseho tamin’ity herinandro ity ny baiko midina tsy nahazoan-dalana avy amin’ny vadin’ny filohan’ny Repoblika hikarakara hetsika eny Mahamasina ny 8 martsa izao. Antony nahatonga ny kaominina Antananarivo Renivohitra hanamarika amin’ny fomba miavaka ihany koa ny andron’ny vehivavy 8 martsa 2017 eny amin’ny tany malalaka Analakely ka iantsoana ny firaisankina sy fiaraha-mientan’ny olom-pirenena rehetra amin’ireo boriborintany enina sy ny mponina amin’ireo kaominina manodidina an’Antananarivo. Hanomezana endrika manokana ny lanonana manoloana ny Lapan’ny tanàna ny fanentanana ny olona hisalotra satroka mavo.

Antoko matanjaka

Hiaraka hankalaza amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny andron’ny 8 martsa moa ny antoko Tiako I Madagasikara, araka ny fifampizarana toromarika sy fampitam-baovao teny amin’ny Tiko Bel’Air Ampandrana omaly. Fankalazana hampisehoan’ny TIM ny heriny eto amin’ny tanàna renivohitr’i Madagasikara taratry ny tanjaka hananan’ny antoko manerana ny firenena iray manontolo, hoy ny filoha nasionaly Ravalomanana Marc izay kandida filoham-pirenena amin’ny taona 2018. Nanamafy io firotsahan’i Dada Ravalomanana hofidiana ho filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara afaka herintaona io moa ireo tompon’andraikitra isan-tokony Tiako I Madagasikara sy ireo fikambanana mpiara-dia isan-tsokajiny tonga teny an-toerana.  Ampy traikefa ny TIM, manana olona ary efa voasedra ka tsy ho sarotra aminy ny hanala an’i Madagasikara amin’ny krizy, hoy ny resaka teny Bel’Air omaly.

Ramano F.TiaTanindrazana.

.

Kianjan’ny 13 Mai.

JEUNE TIM National – Marc Ravalomanana

08 MARTSA ANDRON’NY VEHIVAVY MANERAN-TANY

Antsoina isika tanora rehetra ho tonga eo amin’ny TANA PLAZA Analakely amin’ny ALAROBIA 08 MARTSA 2017 amin’ny 7 ORA MARAINA hiara hankalaza ny andron’ny vehivavy ary hanotrona ny Ben’ny Tanan’Antananarivo Lalao RAVALOMANANA isika rehetra eo amin’ny Lapan’ny tanana Analakely!
Fandaharam-potoana :
– 07:30 – 9:30 : « Rivotra » mivantana avy eo amin’ny Lapan’ny tanàna iarahana amin’ny RDJ
– 09:00 Valan-dresaka (Hémicycle Hotel de Ville Analakely)
– 09:30 : Fanentanana, rindran-kira, lalao maro samihafa (tontolo andro)
Manantena ny fahatongavan-tsika rehetra.

cua-lapanny-tanana1

Lucien André Randrianarivelo « …araben’ ny fahaleovantena naorin’ i De Contalou. Taty aoriana moa iny toerana iny dia lasa nomena ny anarana “Kianjan’ ny 13 Mai 1972”.

cua-8-mars

8 Mars CUA

Le 8 mars célèbre la Journée Internationale des Femmes

Officialisée par les Nations Unies en 1977, la Journée Internationale des Femmes trouve son origine dans les luttes des ouvrières et suffragettes du début du XXe siècle, pour de meilleures conditions de travail et le droit de vote.

C’est une journée de manifestations à travers le monde : l’occasion de faire un bilan sur la situation des femmes. Traditionnellement les groupes et associations de militantes préparent des manifestations, pour fêter les victoires et les acquis, faire entendre leurs revendications, afin d’améliorer la situation des femmes.

La Journée internationale des femmes reste aujourd’hui d’une brûlante actualité. Car tant que l’égalité entre les hommes et les femmes ne sera pas atteinte, nous aurons besoin de la célébrer. Lien

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s