Enawo-CUA Antananarivo, 9 Mars 2017. Lalao Ravalomanana sy ny traboina.

 

.

Jean-Luce Randriamihoatra. 8/03/2017.

Enawo Tana7

Arp Helisoa. 08/03/2017.

toy izao ny zavamisy ety amin’ny lakandranon’Andriantany ety Ampefiloha

Arp Helisoa. 09/03/2017

 Traboina mandray traboina koa ny eto amin’ny ANS Ampefiloha
.
Enawo Tana10

FITSIDIHANA NATAON’NY BEN’NY TANANA LALAO RAVAOLAMANANA AN’IREO TRABOINA

Tonga nitsidika ireo traboina rehetra teto Antananarivo Renivohitra ny Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana androany Alakamisy 09 martsa 2017 .Toerana 5 no nitetezina amin’izany toy ny tetsy amin’ny ANS Ampefiloha,EPP Anosibe,CEG 67 ha,EPP Antanimena ary Gymnase Ankorondrano.
Nanome vary 5 taonina , kohety100 ny Ben’ny Tanana ka ny Zokiolona sy ny mpitaiza kely no notolorana izany ;Teo koa ny vohamaina sy ny mofo dipaina misy dibera 1 miaraka amin’ny rano “Olympiko” . Tsy nohadinoina ny tsihy hatorian’ireo tsy manana kidoro. Nisy koa ny menaka sy savony.


Amin’ny maha fon-dReny azy koa dia nandefa Dokotera ny Ben’ny Tanana mba hijery maimaimpoana ny fahasalaman’ireo traboina rehetra isaky ny toeram–pitobiana
Tsapan’ny Ben’ny Tanana ihany koa fa mbola betsaka ireo tsy manana bodofotsy ka mbola nampanatena hividy 2000 izy miaraka amin’ny sceau sy koveta ary zinga.

.

Enawo Lalao14

Enawo Lalao15

Enawo Lalao19

Arp Helisoa. 9/03/2017.

Tonga mitsidika ireo traboina eto amin’ny ANS Ampefiloha ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana sy ny mpiaramiasa aminy

Enawo Ampefiloha1

Enawo Neny2

.

Arp Helisoa

Avy teny amin’ny ANS Ampefiloha ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana dia teny amin’ny CEG Anosibe no nitsidika ireo traboina

Enawo Ceg Anosibe5

Enawo Ampefiloha4

Enawo Ampefiloha3.

Arp Helisoa

Notoloran’i Neny lamba firakotra sy ropatsa ireo traboina vao terabao tao amin’ny Ceg Anosibe

Enawo Ceg Anosibe1

Enawo Ceg Anosibe2

.

Arp Helisoa  Jean Louis Rakotoamboa.

Eto amin’ny CEG 67 ha Avaratra indray izao no notsidihan’ny be’ny tanana Lalao Ravalomanana. Notolorana lamba firakotra ireo be antitra. nomena vary. voamaina. mofo sy dobera ary rano ary tsihy fatoriana ireo traboina ,

Enawo Ceg Anosibe8

Enawo Ceg Anosibe7

Enawo Ceg Anosibe9

Amin’ny maha renimpianakaviana an’i Neny Lalao Ravalomanana dia nandefa mpitsabo dokotera hijery ireo traboina izy hanaramaso ny fahasalaman’ireo ankizy sy reny bevohoka

Enawo Lalao1

Enawo Lalao2

Enawo Lalao4

Enawo Lalao5

Arp Helisoa

Mitohy eto amin’ny Epp Antanimena indray ny famangiana sy fanomezana fanampiana. vary. lamba. voamaina. tsihy. mofo ho an’ireo traboina

Enawo Lalao13

Enawo Lalao 11

Enawo Lalao10

Nifarana teto amin’ny kianja mitafon’Akorondrano ny fitsidiana ireo traboina nataon’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana teto Antananarivo Renivohitra., mbola ho avy ny Cua hijery ny olona mihantra , fa tsy hijanona amin’ny androany fotsiny

Enawo Lalao6

Enawo Lalao8

Enawo Lalao7

Enawo Lalao9

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s