Enawo-Antananarivo, 10/03/2017. Ikopa, Tanjombato. Soavina Atsimondrano, Jean-Luce Randriamihoatra.

Jean-Luce Randriamihoatra#Rivodoza #Enawo

RANO … RANON’I EX-ENAWO

Nofinofy sisa ilay Ikopa ritra.
Ikopa manjary tondradrano be, ankehitriny.

Voasakan’i ENAWO hatramin’ny fitsidihina an’ny Jumbo, Tanjombato !

Ny ranon’ny JIRAMA, omaly, tapaka ORA VALO
13:00 – 21:00.

Ny jiron’ny JIRAMA tapatapaka,
manimba fitaovana.

Ny « connexion AIRTEL » mihisatra,
tsy mahavita manokatra pejy iray hatramin’ny farany.

ENAWO daholo no mahatonga izany é !

Enawo 10 Mars24

Enawo 10 Mars25

Enawo 10 Mars27

Enawo 10 Mars28

Jean-Luce Randriamihoatra#Rivodoza #Enawo

AKON’I SOAVINA ATSIMONDRANO

Ingahy Ben’ny Tanàna no manazava ny rahaharaha amin’ireo Solontenan’ny UNICEF eto Madagasikara.

Ivavahan’ny Mponina ny tsy hahavaky ny fefiloha.

Ny Mpitarika sarety no mampita ny olona …
… ary lamaody io n’aiza n’aiza.

Tamin’ny taona 2015 no nisy sahala amin’izao farany …
… isaky ny misy rivodoza é !

Enawo 10 Mars29

Enawo 10 Mars20

Enawo 10 Mars21

Enawo 10 Mars22

Enawo 10 Mars23

Takaitran’i Enawo Voa mafy Antananarivo

10/03/2017

Ny rivodoza « Enawo » no lasa fa ny takaitra navelany sy ny fiantraikany mbola mitohy ho an’ny mponin’Antananarivo manokana, indrindra eny amin’ny faritra iva manamorona ny reniranon’Ikopa sy Sisaony ary Imamba.

Tsy mbola afa-doza ny eto an-drenivohitra noho ny ranobe. Efa nanan-kery nanomboka omaly ny fanairana miloko mena ho an’ny faritra maro toy ny eny Soalandy, Ampanefy, Soavina, Anosizato Andrefana, Ampitatafika, Ambavahaditokana, Fenoarivo, Itaosy, Ambohitrimanjaka, Fiadanana, Ampangabe, Masindray, Ambohimanambola, Alasora, Ankaraobato, Tanjombato, Soavina, Anosizato Andrefana, Bemasoandro, Ankadimanga, Ambohitrimanjaka, Ampangabe, Antananarivo, Sabotsy Namehana, Ankadikely Ilafy, Ambohibao Antehiroka, Talatamaty, Iarinarivo.

Teny amin’ny faritra Ambohimanambola omaly dia efa difotra tanteraka ireo trano nanamorona ny reniranon’Ikopa, ary efa nisy ny fanentanana ireo mponina manamorona ny renirano ho an’ny faritra Tanjombato mba hisintaka hiala ny toerana satria ahiana mbola hiakatra hatrany ny tosiky ny rano. Tsy afa-doza, araka izany, ny eto an-drenivohitra, ka mila mailo sy mitandrina hatrany.

Toky R.  G TiaTanindrazana

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s