Enawo-CUA Antananarivo, 10/03/2017. Lalao Ravalomanana, Morarano, Soavimasoandro, Androndra, Ampefiloha…

CUA serasera. 10/03/2017.

TOHIN’NY FANAMPIANA IREO TRABOINA ATAON’NY BEN’NY TANANA LALAO RAVALOMANANA

Araka ny fampanantenana nataon’ny Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana dia tonga nitsidika ireo traboina ny tenany androany maraina 10 Martsa 2017 nitohy hatramin’ny tolankandro. Fihaonana tamin’ny ireo tra-boina tao amin’ny ANS Ampefiloha, EPP Anosibe, sady tsy maharitra ny hijery fotsiny ny fony sy ny sainy amin’ny maha Reny azy. Nanolotra ireo sakafo sy entana nampanantenainy, toy ny bodofotsy miisa 2000, koveta sy sceau 70 isa, menaka 10 baoritra, savony 32 baoritra, mofo 2000, kifafa 30 isa isaky ny Boriborintany, miampy rano fisotro Olympiko sy « Sur eau « ary bisiky ary vary; Izay no ho tsinjaraina azy rehetra.


Tsy vitan’izay ihany fa mbola nisy koa ireo toerana mbola tsy notsidihany ka tonga teny amin’ny boriborintany faharoa Rtoa Ben’ny Tanàna androany ihany. Epp Androndra izay nahitana traboina 312 sy tetsy amin’ny boriboritany faha 5 fokontany Morarano (traboina 354) sy Epp Soavimasoandro (traboina 292). Koa nomena Bodifotsy sy vary, voamaina ihany koa izy ireo, ankoatra, ny kifafa sy menaka, savony, koveta, sceau, rano, Bisky sns….
Marihana fa ny be antitra sy ny bevohoka ary ireo mitaiza kely no tena nomena ireo couette sy bodofotsy.
Mbola hitohy rahampiitso ny fitsidihana ataon’ny Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana eny amin’ny boriborintany faha enina sy ireo faritra hafa.

Enawo 10 Mars12

Arp Helisoa

Nitsidika ireo tra-boina teny Morarano , Soavimasoandro boriborintany faha 5 i Neny sy ny mpiaramiasa aminy. Amin’ny maha reny ny ben’ny tanana dia tsy adinony ny manome toromarika ireo reny ary ny fijerena manokana azy ireo

Enawo 10 Mars2

Enawo 10 Mars3

Enawo 10 Mars1

Enawo 10 Mars4

Arp Helisoa

Ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana teny Soavimasoandro boriborintany faha 5

Enawo 10 Mars10

Enawo 10 Mars9

Enawo 10 Mars8

Arp Helisoa

Nitohy teny amin’ny EPP Androndra ny fitsidiana ireo tra-boina izay nataon’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana sy ny mpiaramiasa aminy, nanolotra fanomezany izy tamin’izany toy ny vary. bodofotsy. mofo . rano , koveta . siny sy fitaovana maro fampiasa amin’ny fiainana andavan’andro

Enawo 10 Mars11

Enawo 10 Mars12

Enawo 10 Mars13

Enawo 10 Mars14

Enawo 10 Mars15

Arp Helisoa

Araka ny fampanatenana nataon’ny ben’ny Lalao Ravalomanana dia niverina nitondra fanomezana fanampiny ho an’ireo tra-boina ny tenany sy ireo mpiaramiasa aminy .teny ami ANS Ampefiloha, Epp Anosibe ,

Enawo 10 Mars17

Enawo 10 Mars16

Enawo 10 Mars19

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s