Marc Ravalomanana, « Return of president », after the coup in Madagascar (2009).

Ravalo Teturn of president

Return of a President.

15/03/2017.
This coming Saturday, 18th of March, the F:ACT Award nominated ’Return of a President’ will have its world premiere at CPH:DOX 2017. To celebrate, we today have the pleasure of revealing that we will have some very special guests for the premiere screening and the subsequent Q&A.Former president of Madagascar, Marc Ravalomanana, his wife Lalao (current mayor of the country’s capital), human rights lawyer Bakoly Rakotomalala, media advisor Peter Mann along with Danish businessman and long-time advisor to Ravalomanana, Jens Thorsen will all fly to Copenhagen to join the films director of the film, Lotte Mik-Meyer, at the premiere. Hanna Ziadeh from The Danish Institute of Human Rights will moderate the Q&A.The film and the subsequent Q&A represents a unique opportunity to get an intimate first-hand account of the 2009 Malagasy coup d’état and to be drawn into the midst of the diplomatic machinations and political crisis that has defined Madagascar since 2009.Tickets for the premiere can be bought via:
.
Retour d’ un président Ce samedi, le 18 mars, le f : le prix de la loi nommé « retour d’ un président » aura sa première mondiale à CPH:DOX 2017. Pour célébrer, nous avons aujourd’hui le plaisir de révéler que nous allons avoir des invités très spéciaux pour la première projection et la suite de Q & a.Ancien Président de Madagascar, Marc Marc, sa femme lalao (le maire actuel de la capitale du pays), l’avocat des droits de l’homme bakoly chefde, conseiller pour les médias peter mann avec l’homme d’affaires danois et le conseiller de longue date, Jens Thorsen va tous s’envoler vers Copenhague Pour rejoindre le réalisateur du film, Lotte Mik-Meyer, à la première. Hanna Ziadeh, de l’Institut Danois des droits de l’homme, sera modérée pour le Q & a.Le film et la suite de Q & a représente une occasion unique d’obtenir un compte intime de la 2009 malgache du coup d’état et d’être attiré par les machinations diplomatiques et la crise politique qui a défini Madagascar depuis 2009.Les billets pour la première peuvent être achetés via : https://cphdox.dk/program/film/?id=234Page D’évènement : https://goo.gl/QKg0tg-
Horonantsary momba an-dRavalomanana Hamoaka tsiambaratelo maro
15/03/2017
Tsy nipetra-potsiny tao anatin’ny 6 taona tsy naha teto Madagasikara azy i Marc Ravalomanana fa niasa sy nifanerasera tamina olona maro be isan-tsokajiny ary efa niomana amin’ny fiverenany an-tanindrazana fa tsy hoe any dia tsy hita.Voarakitra anaty horonantsary fanadihadiana manokana ny 5 taona nijanonany tany Afrika, ireo fivoriana, fifampiraharahana sy ny zavatra rehetra nataony tany ary ny fanomanana ny fodiany taty Madagasikara.
Mpanatontosa sarimihetsika Danois dia i Lotte Mik-Meyer no nanao azy ity ary ny lohateniny dia ny hoe :  « Return of a President- after a coup in Madagascar ». Raha adika tsotra amin’ny fiteny Malagasy dia : Ny fodiana an-tanindrazan’ny filoha taorian’ny fanonganam-panjakana tao Madagasikara.Amin’ny teny Anglisy manontolo aloha amin’izao fotoana izao izy ity ary fantatra fa anisan’ireo voafidy hifaninana amin’ny « Festival international du film documentaire de Copenhague » izay hatao any Danemark ny 16 ka hatramin’ny 26 martsa 2017 izao.
.
Maro ny sary sy resaka ao anatin’ity « Return of a President » ity no tsy mbola nandeha tamin’ny haino aman-jery mihitsy, izany hoe tsy mbola nisy nahita ary mety maro ny zava-baovao ho fantatra ao nandritra ny sesitanin’ny fianakaviana Ravalomanana tany Afrika atsimo sy ny momba ireo fifampiraharahana natao hamahana ny krizy izay notarihan’ny SADC sy ny sehatra iraisam-pirenena.Fantatra fa haparitaka manerana izao tontolo izao ity horonantsary momba ny filoha Ravalomanana Marc ity ary tsy maintsy ho avy eto Madagasikara ihany koa, saingy tsy mbola fantatra ny daty mazava momba izay. Re moa fa ho any Eoropa ato ho ato i Marc Ravalomanana ka inoana fa misy ifandraisany amin’ity horonantsary fanadihadiana ity ny diany.RTT. TiaTanindrazana
.

18 Mars 2017. Copenhague.

Arp Helisoa

Nivoaka Sabotsy 18martsa tany Copenhague Danemark ilay horonantsary ’ Return of a president ’ nosoratan’i Lotte Mik Meyer mitantara ny zavatra rehetra niainan’ny filoha Marc Ravalomanana nanomboka ny taona 2009 – 2013 .sary Guy Rivo.

Ravalo Projection1

Ravalo Projection2

Ravalo Projection3

Ravalo Projection4

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Un commentaire pour Marc Ravalomanana, « Return of president », after the coup in Madagascar (2009).

  1. Rktrado dit :

    Am ovina izy ity vao hivoaka public n film entier??? Mba tianay ho fantatra!!!

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s