Lalao sy Marc Ravalomanana, Paris-Copenhague. Mars 2017.

Arp Helisoa
 Ny mahasoa ny firenena ihany no tsy maintsy katsahina. mivoitra izany mandritra ny fivahinianan’ny filoha Marc Ravalomanana, ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana sy ny mpiaramiasa aminy any ivelan’i ivelan’i Madagasikara toa an’i La Frantsa sy ny firenena hafa
.

Guy Rivo Randrianarisoa . 15 mars,  ·

Tonga soa eto Parisy taminy 1 ora izahay ka na somary reraka kely aza dia nanararaotra ny masoandro nibaliaka nivoaka nijery tanàna.
Rahampitso sy zoma izao izay dingana voalohany amin’ny dianay aty ivelany, izahay tarihin’ny filohan’ny antoko TIM Marc Ravalomanana dia hanotrona andRamatoa ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana mandritry ‘ny fihaonany amin’ireo mpiara miombon’antoka amin’ny tanànan’Antananarivo,

Fivoriana AIMF-CUA tao Parisy.

Nivory tao amin’ny biraon’ny AIMF tao Parisy ny 16 Martsa 2016 ny Sekretera Maharitry ny AIMF sy ny mpiara-miasa aminy ary Ramatoa Lalao Ravalomanana, ben’ny tanànan’Antananarivo sy ny mpanolon-tsainany. Nivoitra avy hatrany ny fahavitrian’ny roa tonta ny hanamafy ny fifandraisana. Naneho avy hatrany ny tompon’andraikitry ny Aimf Atoa Pierre Baillet, indrindra eo anatrehan’ny voina nahazo noho ny fandalovan’ny rivo-doza Enawo, handray anjara mavitrika amin’ny fanampiana maharitra. Nisy ihany koa ireo sehatra hafa voadindika tamin’izany fihaonana izany
.
Ravalo G Rivo2
Ravalo G Rivo Cua serasera AIMF-CUA

Danemark.

 

Rehefa nijanona roa andro tao Parisy nanotrona ramatoa Ben’ny tanàna ka nidinika ny fiaraha-miasa entina ampandroso ny tanànan’Antananarivo dia tonga eto Copenhague renivohitry Danemark izahay.
Danemark izay toerana nipetrahan’ny filoha Ravalomanana matetika nandritry ny 40 taona fony izy nanao ny orinasa TIKO ka hananany namana sy mpanolontsaina maro.. 

Ravalo G Rivo1

Mairie de Copenhague

Guy Rivo Randrianarisoa

Izy no Frank Jensen ben’ny tanàna nanomboka ny taona 2010 eto Copenhague renivohitry Danemark. 56 taona ary efa ministry ny fitsarana ihany koa. Mpinamana ary mifankafantatra tsara izy sy ny filoha Marc Ravalomanana koa tsy nisalasala ity farany omaly asabotsy 18 martsa 2017 nitondra andRamatoa ben’ny tanànan’Antananarivo tao aminy hifampidinika sy hijery izay fiaraha miasa rehetra azo hatao.

.

Ravalo Lalao Copenhague 2

Ravalo Lalao Copenhague 1

Helian Ralison. 18/03/2017.

Copenhage 18-Mars-2017 : Le président Marc Ravalomanana, le Maire d’Antananarivo Mme Lalao Ravalomanana reçus par le Maire de Copenhage (Danemark).

Ravalo couple Helian1

Ravalo couple Helian3

Ravalo couple Helian6

Ravalo couple Helian5

Ravalo couple Helian4

Guy Rivo Randrianarisoa

Ravalo Lalao Copenhague3

18 Mars 2017. Copenhague « Return of a president ».

Arp Helisoa

Nivoaka Sabotsy 18martsa tany Copenhague Danemark ilay horonantsary ’ Return of a president ’ nosoratan’i Lotte Mik Meyer mitantara ny zavatra rehetra niainan’ny filoha Marc Ravalomanana nanomboka ny taona 2009 – 2013 .sary Guy Rivo.

Ravalo Projection2

Ravalo Projection3

Ravalo Projection4

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s