29 Mars 1947, « Fahatsiarovana manokana », anaran’ny sasany tamin’ireo Mahery Fo. J. L Randriamihoatra.

MDRM a

#29mars1947

FAHATSIAROVANA MANOKANA

An-jatony ireo nohidiana tanaty WAGON, tao Moramanga, ary dia norarafana tifitra an-jambany avy ety ivelany, indroa mihantaona :

• Ny alatsinainy, faha-5 may 1947
• Ny alakamisy, faha-8 may 1947

Indreto ny anaran’ny sasany amin’izy ireo,
voahangon’ny Fifanampiana Malagasy :

TAO AMBANDRIKA :
– RAFARALAHY François
– RANAIVO
– RARONDRO Bechard

TAO AMBATONDRAZAKA :
– RADANIELINA, Dokotera
– RAFARALAHY Vincent
– RAKOTOARINETSA Jemson
– RAKOTOMAZAVA
– RAKOTONANAHARY
– RAKOTONIRAINY Célestin
– RAKOTONIRAINY Emile
– RAMANANKOHAJAINA
– RAMISELY (Michel)
– RANDRIAMANGANORO Daniel
– RASAMOELA
– RASOLOFO Ernest

TAO AMBOHIJANAHARY :
– RAFATRO
– RAINIKOTOARIMANANA

TAO AMBOHIMENA :
– RAOELINA

TAO AMBOHIPENO :
– RANDERA Robert
– RANDRIAMAHAREFY

TAO AMBOHITRIASANA :
– RAKOTOMANGA Fandray

TAO AMBOHITSILAOZANA :
– RAFARALAHINDRIANA
– RAKOTONDRAMANGA William
– RAMBELOSON Alphonse
– RANDRETSA
– RANDRIATAHIANA
– RATSIFANTARINA

TAO AMPARAFARAVOLA :
– RAMAMONJISOA
– RANDRIANONY
– RATSIMISETA Emile, Dokotera
– RATSIMISETA Jacques

TAO AMPARIHIMPONY :
– RASOLA

TAO AMPASIMPOTSY :
– RABE

TAO AMPILAHOANA :
– RANDRIANANDRAINA
– RANDRIANTOMPO

TAO ANDILAMENA :
– RADANY
– RAKOTOMALALA
– RASOANARIVO
– RAVIAVY
– RAZAFIMANDIMBY Arthur

TAO ANDILANOMBY :
– RANDRIANTSOA Alphonse

TAO ANDINGADINGANA :
– RAFAFY
– RANDRIANANDRO

TAO ANDREBA :
– PARANY
– RAFARATANA Petera
– RAJASY Pierre
– RAKOTONIZAO
– RAMBOATIANA
– RAMORASATA
– RANDRIAMAHOLY Edmond
– RANDRIAMANAMIZAO
– RATODY Charles
– RATSARALAFY Joseph
– RAVELOARISEHENO, Dokotera
– RAVELONTSALAMA Raoul
– RAVINTANA
– RAVONINJATOVO
– RAZAFIMAHEFA
– RAZAFINDRAKOTO Bernard

TAO ANORORO :
– RANDRIAMALAZA
– RATSANGANA
– RAZAFIMAHOLY

TAO ANTSEVABE :
– RATSIHARAIKA

TAO BEVAVA ILAFY :
– RAKOTOARY Jules

TAO IMERIMANDROSO :
– RABEONY Henri
– RAKOTOBE André
– RANDRIAMASOSON
– RANDRIANARIVAO Victor
– RANJAKARANTO
– RAZAFINDRAKOTO Jules

TAO MANAKAMBAHINY :
– DAMON
– RABEMANANTSOA, Dokotera
– RANAIVOSON Benjamin, Dokotera

TAO MANGABE :
– RATSIMIADY

TAO MANGALAZA :
– RAKOTOBESONA Raphaël
– RAKOTOMANGA
– RAMASAMBIKA
– RANDRIAMIZANA
– RASONGA
– RATSIAFENINA Célestin
– RAVAO François

TAO MORARANO :
– RAKOTOSAHA
– RAKOTOZAFY
– RANIDRIAMAMAHATRA

TAO SAHAMAMY :
– RAMAHADIMBY

TAO VOHITSARA :
– MAHARAVO
– RAFARALAHY Andriatsirombaka
– RAKOTONIAINA
– RAKOTOSIHANAKA
– RANDRIAMARO Martin

TAO VOHITSOA :
– RANDRIANAMPIANA
– RANDRIANTSIHANAKA

MANDRIA AM-PIADANANA.

Jean-Luce Randriamihoatra

.

Faneva (1947).

1947 Faneva

Ny Fanevan’ny Mahery Fo tamin’ny 29 Martsa 1947, izay atao fanahy iniana ny hanadinoin’ny Tantara azy, ka ilay Fotsy – Mena – Maitso (izay mbola tsy nisy akory tamin’izany) no hindraindraina, kanefa ireo MAHERY FO dia tsy maty hoan’io Faneva io, fa ity Faneva ity no tao ampony rehefa hiatrika Basy izy ireo

Koa adidy koa ny famerenana ny Tantara, ary tokony Holazain’ny Fanjakana koa ny tena marina mahakasika ity Faneva izay hodiany tsy hita ity

ny Kintana 18 dia mariky ny Foko 18, eo ambony ny Masina Mena sy Fotsy

Tokony haverina hampiarina ny tantara Marina, ary tokony haranty ity Fanevan’ity Mahery fo ity fa toy ny mamono azy ireo fanindroany indray ny mandevina ny Fanevany ..

Mika Andriamahenina Randriamaniraka

1947 Nitiah

1947 2017, Ph J.L Randriamihoatra

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s