29 Martsa 1947 – 29 Martsa 2017. « Tolom-panafahana a? », Nitiah Nosy.

  1. 1947 Nitiah

     

    Tolom-panafahana a?

     

    Ekena marindrano fa tena nisy tolona,
    malagasy maro, indrisy zary sorona!
    F’ilay nitolomany navadiky ny sasany,
    ankosotra, tsy izy, tena sarintsariny!

    Fahafahana a? Aiza nefa izany e?
    Geja, fahantrana, no hita sesilany!
    Tsindry hazo lena, tsy lazaina intsony,
    « ny fiandrianany » aza, namidin-drilerony!

    Tsy nahoan’ialahy ny ra nipatrapatraka,
    ny vola no niteny, niofo ho mpanjanaka!
    Namoritra vahoaka, nandroba ny hareny,
    tsy hafa nefa ialahy fa gasy ray sy reny!

    Mantsy ‘ra nanangatra ireo mahery fo,
    tsy sahy angamba ialahy, nanao kitoatoa!
    Tadidio anefa: ny atao io mitampody,
    mba gasy ihany ialahy, dia tsy mataho-tody!

    Nitiah Nosy – Poeta.

    1. 29 Martsa 1947
      Potika sy may tanteraka ny tanànan’ny Moramanga taorian’ny fikomiana ny 29 Martsa 1947

    1947 Moramanga b

    .

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s