« Fahaleovantena », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

FAHALEOVANTENA…?

 

Fahaleovantena…fahaleovantena
Izay mena sofina ve no antenaina?
Io tsisy resaka fankahalana…
Roahy any ireo fa manimba tanàna

Fahaleovantena…fahaleovantena
Mody eo no izany kanefa nomena
Lazainy tsy hidirany nefa izy anjorony
manao ireo mpitondra ho saribakoliny

Fahaleovantena…fahaleovantena
Kanefa ny teto faneriterena
Ny nosy atsy ambadika izao nobodoiny
Lazainy fa azy ary tsy omeny intsony

Fahaleovantena…fahaleovantena
Firy taona ny gasy no nohosihosena?
Izao ireto izy nanao famonoana
Midongizina sy tsy mahalala mifona

Fahaleovantena…fahaleovantena
Ny mbola hitako eto dia faharesena
Matoa tsy mahavita midrikina akory
Efa avy nisera dia mody matory

NARY,  Mamitiana Randrianarison

29/03/2017

1947 Moramanga b

1947 a5

Rajao Fahaleovantena2

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s