CUA-Antananarivo 31/03/2017. Dr Rakotomaharo Tsinjo. Veloma farany.

.
CUA serasera. 31/03/2017.

VELOMA FARANY AN’I FILOHAN’NY SEDINKAN’NY MPIASA NY KAOMININA DOKOTERA RAKOTOMAHARO TSINJO.

Misaona tanteraka ny kaominina Antananarivo Renivohitra nohon’ny fahatesan’i Dokotera Tsinjo ,ary natao veloma Farany tetsy amin’Ny Fiangonana FLM 67 Ha androany maraina avy eo dia noentina tetsy amin’ny Tranompokonolona Analakely hatramin’ny 2 ora tolankandro avy eo dia naterina tetsy amin’ny Fasa-drazana Ambohijanaka Gare .


Fangatahan’ny mpiasa ny kaominina Antananarivo no nahatonga ny razana natao teo amin’ny Trano mpokonolona ; nahatsapa mantsy izy ireo fa nahavita soa sy niady ary nitolona tamin’ny fiarovana ny Tanàna I dokotera indrindra tao anatin’ny fizarazarana 6 an’Antananarivo Renivohitra. Eo ihany koa ny fiarovana ny tombontsoa ny mpiasa.
Tonga nanome voninahitra ny fanaovam-beloma farany azy ihany koa ny Ben’ny Tanana Lalao RAVALOMANANA sy ny mpanolontsainany Marc RAVALOMANANA izay tonga niaraka niombom-bavaka tamin’ny fianakaviana tetsy amin’ny FLM sy nitondra teny fampiononana tetsy amin’ny Tranompokonolona Analakely.
Marihana fa nisy ny fifanampiana ny Kaominina Antananarivo Renivohitra tamin’ny fikarakarana ny razana.

.

CUA Dr Rakotomaharo a4

CUA Dr Rakotomaharo a6

CUA Dr Rakotomaharo a3

CUA Dr Rakotomaharo a9

CUA Nodimandry Atoa Rakotomaharo6

CUA Nodimandry Atoa Rakotomaharo7

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s