Archives mensuelles : avril 2017

Hetsika Magro Behoririka, 30/04/2017.MBS. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa.29/04/2017.  – Magro Behoririka. mitohy ny tolona fitakiana ny hisokafan’ny MBS ataon’ireo mpomba ny filoha Marc Ravalomanana androany sabotsy. – Nahatsiaro ny fahalasanan’i Mahery Tianasoa mpanentana maherifon’ny tolona ny mpomba ny filoha Marc Ravalomanana. nisy ny 1minitra fahanginana ho … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Ny Fiombonamben’ ny Ampanjaka dia manameloka ny tsy fanajana ny Fahamarinana sy ny Tany Tan-dalàna »

Cette galerie contient 2 photos.

– FANAMBARANA. Ny Fiombonamben’ ny Ampanjaka eto Madagasikara dia manameloka ny tsy fanajana ny Fahamarinana sy ny Tany Tan-dalàna : « … Ireo filohan’ny Repoblika, Praiministra, Ministra, na mpiasam-panjakana ambony, ka nangalatra, nanao kolikoly, tsy nanaja ny Zon’Olombelona, nandika Lalam-panorenana, nampanao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Madagasikara (II).

Cette galerie contient 2 photos.

– . – Madagasikara.   Gasikarako nosy tiako Ilay anjarako sy niaviako Tsy mba afaka ao antsaiko Tsy misaraka ahy fa lalaiko Ny tanimbary sy ny tany mena Alaina antsary satry ho jerena Ireo tanàna misy ireo havana Mahatamàna fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana. Sambava mandray ny Filoha, 27/04/2017.

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana – Ofisialy. 28/04/2017. Mbola tsara !! Niandry mafy koa ny teto Sambava, nafana ny fandraisana omaly alakamisy 27 aprily 2017. Mijery sy mihaino anareo aho ary mitady vahaolana amin’ny mety hampivoarana ny fiainan’ny Malagasy.  

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 27/04/2017. Antalaha. Mifanome tanana @ mponina, Ekar st Joseph Ankoalabe Antalaha.

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana – Ofisialy Mbola tsara ! Mifanome tanana amin’ny mponina eto Antalaha, mafy ny fandalovan’ny Cyclone ENAWO, tsy azo aleha intsony ny plage. Miaraka manadio isika satria isany zava-dehibe aminareo mponina eto izany. Mifanampy sy mifanohina mandrakariva isika Arp … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 26/04/2017. Faritra SAVA, Antalaha. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 3 photos.

Guy Rivo Randrianarisoa. 26/04/2017. Sambava-Antalaha: Lalana na autoroute Ravalomanana no fiantson’ny vahoaka aty ity lalana ity. Vita tsara ary mbola tsara. Tsy hadino ndry zareo mihitsy. Mitohy ny dianay. Marc Ravalomanana – Ofisialy. 26/04/2017. Tongasoa eto Antalaha, mahafaly ny fandraisana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 25/04/2017. Faritra SAVA. Ampanefena. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa. 25/04/2017.  Mihaona amin’ireo mponina ao Ampanefena eo anelanelan’’i Sambava sy Vohemar ny filoha nasionalin’ny Tiako i Madagasikara Marc Ravalomanana io maraina io, . . Marc Ravalomanana – Ofisialy Mitohy ny dia makany Vohemar, nandalo teto Antsirabe Nord sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Antsirabe, 25/04/2017. Fiangonana Katolika, Fiombonam-bavaka lehibe . Frera Jiva Lucien, Pretra.

Cette galerie contient 2 photos.

. Aina Mirado Tsiferana Andriana‎ à KRISTIANA MIFANAMPY 24/04/2017.   FIANGONANA KATOLIKA : Rahampitso Talata 25 Avril 2017 dia hanatanteraka Fiombonam-bavaka lehibe hitondrana am-bavaka ny tsy fandriampahalemana sy ny herisetra isankarazany mihatra amin’ny ECAR [ EGLISE CATHOLIQUE ETO MADAGASIKARA ] manerana ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo, 24/04/2017. Fivoriana: Kianja Ambohijatovo, Tany Antanimbarinandriana…

Cette galerie contient 2 photos.

CUA serasera. 24/04/2017. Noresahana nandritra ny Fivorian’ny Mpanolontsaina Monisipaly ny Alatsinainy 24 Aprily fa ny kianjan’ny Demokrasia Ambohijatovo dia mijanona amin’izay anarany izay ihany fa tsy misy ny eritreritra hanaovana tsena , hisy rahateo ny fikolokoloana sy ny fikojakojana ;Nanazava … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Niverina eny @ hopitaly (HJRA) Rtoa Claudine. Ireo 500 000 000 Ariary nanjavona, iza daholo ?

Cette galerie contient 2 photos.

FANAMBARANA. Dia natao teny frantsay, fa angaha tsy MALAGASY isika mianakavy ? . – Bernard Rasolonjatovo a partagé la publication de Ramirina Rakotomalala. 25/04/2017. « FISAINANA MITAFOTAFO NO ATOLOTRA ANAREO REHETRA MANANDRATRA AVO NY TENY MALAGASY » – Claudine Razaimamonjy Hanao ampamoaka … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire