Joël Ravoahangy Andrianavalona fils de Joseph Ravoahangy Andrianavalona, sur les évenements de 1947.

.

Montage video : Harlay Ramanana.

Joseph Ravoahangy-Andrianavalona : Filoha mpamorona ny Vy Vato Sakelika

Joseph RAVOAHANGY-ANDRIANAVALONA : Teraka tao Fianarantsoa ny 29 Oktobra 1893, filoha mpamorona ny Vy Vato Sakelika ny taona 1913 ary mpikambana tao amin’ny birao politikan’ny MDRM tamin’ny 1946. Lany ho solombavam-bahoaka tao amin’ny « Assemblée Constituante » Frantsay tamin’ny 18 Novambra 1945 ary mbola voafidy ihany tamin’ny 10 novambra 1946 tamin’ny « Assemblée Constituante » faharoa niaraka tamin’ny Raseta sy Rabemananjara.
Andro vitsivitsy talohan’ny 29 Martsa 1947 dia nahazo taratasy fandrahonana sy fampitahorana matetika i Ravoahangy mivady. Nosamborina ny lehilahy ny 12 Aprily 1947 ary nentina tany Antanimora. Nomelohina ho faty ny 4 Oktobra 1948 saingy nahazo ny fanalefahan-keloka ka voasazy higadra manadra-pahafaty tamin’ny 1949. Navotsitra izy tamin’ny 1956 ka nalefa tany Grasse sy Cannes. Tamin’ny volana Janoary 1957 dia nahazo alàlana hipetraka tany Toulouse izy sy ny vady aman-janany ary tany no nanohizany ny asa maha-mpitsabo azy.


Tamin’ny fitsapa-kevi-bahoaka natao ny taona 1958 dia nifidy ny « TSIA » Ravoahangy, Raseta ary Rabemananjara izay nidika ny fahazoan’ny Madadagasikara ny fahaleovan-tenany. Voafidy ho solombavam-bahoakan’Antananarivo izy ny 4 Septambra 1960 ary voatendry ho ministry ny fahasalamam-bahoaka ny volana Oktobra 1960. Voatendry ho minisi-panjakana indray izy ny taona 1965 ary mpikambana tao amin’ny filan-kevitra monisipalin’Antananarivo ihany koa tamin’ny taona 1964. Nody mandry ny alin’ny 21 Aogositra 1970 Ravoahangy Andrianavalona. GValosoa.

Joseph Ravoahangy Andrianavalona, par Robert Andriantsoa. VVS, MDRM… « Un grand nationaliste »

1947 Mad5

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s