Archives quotidiennes : 3 avril 2017

Fisamborana. Rtoa Claudine Razaimamonjy, 3/04/2017. Arrestation pour détournement de fonds.

Cette galerie contient 2 photos.

« Malagasy tokoa fa ireo « tsy maty manota » vahiny (Panama Papers), mpandroba tany sy ny harenan’ny vahoaka tsy sahy kitihina » (Mcm). . Mandroso Randria 3 avril 2017 : Nosamborin’ny Bianco tetsy amin’ny Palais des sports Mahamasina io hariva io i Claudine … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Ivato-Seranana. Karana vavy tratra nitondra volamena. Nihetsika ny Fanjakana !

Cette galerie contient 2 photos.

. Lionnel Lambosoa. 2/04/2017.  Ahoana koa ity ?? efa anjato taonina ny volamena tafavoaka ee! Efa fanao io fa misaotra ireo tompon’andraikitra .  . Volamena tratra teny Ivato : An’ilay fianakaviana karana   « Kalidas » 01/04/2017 Tovovavy iray antsoina hoe Anita, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire