Antananarivo, 4/04/2017. Lalao sy Marc Ravalomanana, valandresaka sy tatitra teny Faravohitra.

CUA - Antananarivo.

.

Guy Rivo Randrianarisoa. 4/04/2017

Nihaona tamin’ny mpanao gazety anio talata maraina ny filohan’ny antoko TIM Marc Ravalomanana, ny ben’ny tanàna Antananarivo Renivohitra notronin’ireo mpiara miasa.
– Nanao tatitra ny dia natao tany ivelany
– ny tsy fankatoavana ny fanonganana ireo ben’ny tanàna voafidy
– ny fangatahana tsy misy atakandro ny fanokafana ny radio sy TV MBS
– ny famaliana ireo fanontaniana napetrak’ireo mpanao gazety mikasika ny raharaham-pirenena

Ravalomanana mivady Faravohitra1

Ravalomanana mivady Faravohitra11

Ravalomanana mivady Faravohitra12

 –

Arp Helisoa. 4/04/2017.

 Nitatitra ny diany tany ivelany ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana sy ny mpanolotsaina manokana ny filoha Marc Ravalomanana. Tsy nitsangatsangana izy ireo fa ny mahasoa ny firenena sy ny CUA no nandehanana nivoaka an’i Madagasikara
.
Ravalomanana mivady Faravohitra10
Ravalomanana mivady Faravohitra3

.

Arp Helisoa. 4/04/2017.

Tsy manaiky lembenana amin’ny fampiatoana ben’ny tanana amin’ny asany ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana nandritra ny valandresaka nataony tamin’ny mpanao gazety teny Faravohitra rehefa nanotanian’ny mpanao gazety mikasika izany izy

.

.

Arp Helisoa. 4/04/2017.

 Mitaky ny hisokafan’ny MBS ny filoha Marc Ravalomanana. Tsy miady amin’ny fanjakana fa tsy maintsy milaza ny marina kosa ny Tim. Mila atao mangarahara ny zavatra eto amin’ny firenena toy ny fanaovana mangarahara ny lisimpifidianana , atao petadrindrina ny lisitra ahafahan’ny vahoaka mijery ny anarany. Mankasitraka ny fampihavanana atao eto amin’ny firenena.
.
Ravalomanana mivady Faravohitra2
Ravalomanana mivady Faravohitra5
Ravalomanana mivady Faravohitra6

Ravalomanana mivady Faravohitra7

Sary fanomezana, Mahafinaritra ny mijery ny voninkazo sy zavamaintso ambolen’i Dada eny Faravohitra.

Faravohitra zava maitso1

Faravohitra zava maitso2

Faravohitra zava maitso3

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s