Archives quotidiennes : 5 avril 2017

Raharaha Claudine Razaimamonjy, fanazavan’ny Jeneraly Arthur Ratovoson « Mahaleo tena izahay » (Bianco).

Cette galerie contient 2 photos.

– 4 avr. 2017 Nihaona tamin’ny mpanao gazety androany ny talem-paritry ny birao mahaleto tena miady amin’ny kolikoly na ny BIANCO. Raharaham-panjakana sy resaka fandraharahana mampiahiahy, ary efa mahatratra amina miliara maro, no hanaovana fanadihadiana an-drtoa Razaimamonjy Claudine. (Matvonline). – … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Rakotonandrasana Jean Emilien. Namoy mpanakanto ny Malagasy. « Tanintsika ».

Cette galerie contient 2 photos.

. Jean-Luce Randriamihoatra. 5/04/2017. #Kanto NAMOY MPANAKANTO NY MALAGASY Mandria am-piadanana, Rakotonandrasana Jean Emilien. Mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviany sy ny Tontolon’ny Kanto Malagasy. . –

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire