Marc Ravalomanana mivady, 10/04/2017. Betafo-Antsirabe.

Marc Ravalomanana – Ofisialy. Teto Betafo Antsirabe. Anio 10 aprily 2017.

Arp Helisoa. Mihaona mivantana amin’ireo mponina any Betafo ny filoha Marc Ravalomanana nandritra ny fandalovany tao an-toerana

M Ravalo 6

M Ravalo 8

M Ravalo 20

M Ravalo 19

M Ravalo 17

Arp HelisoaTsy manaiky mihintsy ny mponina raha vao mahita an’i Dada fa tsy maintsy mifandray tanana ,

.

M Ravalo 13

M Ravalo 16

M Ravalo 15

M Ravalo 18

M Ravalo 9

M Ravalo 12

.

Mandroso Randria

10 avril 2017 – Betafo (2) : Faly ny olona nandray ny Filoha Ravalomanana mivady

M Ravalo 22

M Ravalo 23

M Ravalo 24

M Ravalo 25

M Ravalo 26

M Ravalo 27

Ravalomanana tany Betafo “Azo avadika ho volabe ny ovy”

11/04/2017

Nitsidika an’i Betafo i Marc Ravalomanana sy ramatoa vadiny omaly alatsinainy 10 aprily. Tazana niaraka tamin’izy ireo ihany koa i Sarah Ravalomanana.

Fifampiarahabana noho ny taona vaovao tamin’ireo mpikambana TIM no tena anton-diany tany ary tsy nikabary lava i Dada fa niompana tamin’ny hafatrafatra ho an’ireo Malagasy no nataony. Nambarany hatrany fa matoa ireo vahoaka marobe tonga mihaino azy dia te hahalala vaovao marina ka mila sokafan’ny fitondrana ny MBS hitafana amin’ny vahoaka. Tsy ny sekretera jeneralin’ny minisitera no hibaiko ny fitsarana, hoy izy.

Niantso fifanajana eo amin’ny zanaka sy ray amandreny ary eo amin’ny mpiara-monina, ny mpanao politika, ary eo amin’ny mpitondra sy ny vahoaka ny tenany. Io ihany no lalana hivoahantsika amin’ny fahantrana, ka hatongavantsika malaky any amin’ny fandrosoana, hoy izy. Nambarany fa mbola tena manana fanantenana ny mponin’i Betafo ka tsy tokony hofitahina amin’ny fampanantenana poak’aty lava intsony.

Anisan’ny nitarainan’ny vahoaka taminy ny tsy fandriampahalemana. Nandritra ny tafa fohy tamin’ny mpanao gazety no nilazan’i Marc Ravalomanana fa tokony hojerena manokana ny fanodinana ny vokatra ao Betafo, toy ny ovy sy ny voatabia. Nambarany fa mila jerena ny fanodinana ny ovy hiteraka loharanom-bola ho an’ny tantsaha.

Azo heverina ny hananganana orinasa hamadika ny ovy ho “Chips” na “Frite”, ka ho azo amidy any ivelany toy ireny hita eto amintsika ireny. Hisy ny teknisianina manokana handinika izany. Ilàna fanatsarana ihany koa ny vokatra mba hanaraka ny fenitra ny zavatra atao. Tsy nilana Artista ny hetsika fa ny filoha Ravalomanana dia efa nahavory vahoaka ary nifandrombahana ny nadray ny tanany. Nisy ny hetsika nataon’ny fikambanana hafa nialoha io. Niantsoana mpanakanto malaza tamin’ny fanentanana fa tsy nahafeno kianja. Mbola ao am-pon’ny mponin’i Betafo tanteraka ny filoha Ravalomanana mianakavy.

Caius R. TiaTanindrazana

Mandroso Randria avec Arp Helisoa

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s