Archives quotidiennes : 13 avril 2017

Fianarantsoa. Ampasambazaha-Stade.

Cette galerie contient 3 photos.

‎ Rave Randria‎. 13/04/2017. Ary hay ve ka tsy ny ministeran’ny fitsijaram-pahefana (ministère de la décentralisation) ihany no mpanome marché sy mpanao affaire miaraka amin’i Claudine, fa hatramin’ny présidence de la république ihany koa e. Izao vao manomboka mivoaka fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Riana Andriamandavy VII, fandikana lalàna sy herisetra.

Cette galerie contient 2 photos.

Riana Andriamandavy VII Hanara-dia an’i Lylison ? 11/04/2017 Mivoaka tsikelikely ny fanamelohana ny fihetsika mamoafady nataon’ny loholona Riana Andriamandavy VII, izay nitarika olona mpikarama an’ady sy nanakorontana tamin’ny alalan’ny fitoraham-bato sy fihetsiketsehana tsy nahazoana alalana teny amin’ny Bianco ny herinandro … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Marc sy Lalao Ravalomanana, 13/04/2017. Morondava, Mandoto. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà…

Cette galerie contient 2 photos.

Ny filoha Marc Ravalomanana sy ny fianankaviany any Morondava izay hita fa manakaiky ny vahoaka hatrany. Arp, Mcm. Guy Rivo Randrianarisoa. 13/04/2017. Marc Ravalomanana. Fantarina ahoana marina ny fiainan’ireto mpanjono andranomasina ireto. Inona no faniriany sy ny fahitany ny fiainam-pirenena … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Nivo Ratiarison, Hosoka, halatra. Dimy taona asa anterivozona. Antanimora.

Cette galerie contient 2 photos.

NIVO RATIARISON 12/04/2017/. 15h30 – RATIARISON : Fanodikodinana volam-bahoaka sy fivadiam-pitokisana. izay no niampangàna an’i Ratiarison Nivo sy ilay vehivavy tompon’andraikitry ny varotra sy marketing tao amin’ny ORTM. Androany no natao ny fitsarana ka 5 taona asa anterivozona no azony. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Corruption. Le couple Rajaonarimampianina, Patricia Andriamana (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

. Sola niaraka ihany, rasta ty vao mifanary” Avec un courage suicidaire si on peut appeler cela du courage, Rajao persiste et signe quitte à dénigrer tous ce qui lui barre la route. Stratégie? Bien sûr, c’est l’évidence même, tous … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire