Marc sy Lalao Ravalomanana, 13/04/2017. Morondava, Mandoto. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà…

Ny filoha Marc Ravalomanana sy ny fianankaviany any Morondava izay hita fa manakaiky ny vahoaka hatrany. Arp, Mcm.

Marc Ravalomanana. Fantarina ahoana marina ny fiainan’ireto mpanjono andranomasina ireto. Inona no faniriany sy ny fahitany ny fiainam-pirenena eny amin’ny tontolo hiainany eny. Amin’ny firy izy no mifoha? Amin’ny firy izy no miverina? Inona no tadiaviny hanatsarana ny asany sy ny fiainany andavanandro? Ho tsaroana avokoa ny hafatra izy ireo rehefa hifanina hofidiana filoham-pirenena.
Morondava 13 aprily 2017

.

M&L Ravalomanana Morondava1

M&L Ravalomanana Morondava2

M&L Ravalomanana Morondava6

M&L Ravalomanana Morondava3

M&L Ravalomanana Morondava5

M&L Ravalomanana Morondava4

ALAKAMISY MASINA.

Mandroso RandriaArp Helisoa

 13 avril 2017 (Alakamisy Masina) – Morondava: Nasain’i Monseigneur Fabien Ralamboniaina hiara-hisakafo aminy ny Filoha Ravalomanana mianakavy, mitsidika sy miala-sasatra any amin’iny faritra iny
.

M&L Ravalomanana Morondava7

M&L Ravalomanana Morondava8

M&L Ravalomanana Morondava9

.

  • Alakamisy masina. Miaraka miombom- bavaka amin’ireo mpino ao amin’ny FJKM Mahagaga Morondava ny filoha Marc Ravalomanana sy ny fianakaviany.
  • Naneho fisaorana ny filoha Marc Ravalomanana ny fiangonana FJKM Mahagaga Morondava tamin’ny fahatongavany tao antoerana niaraka niombom-bavaka tamin’ny mpino , teo ihany koa ny fanampiana nataony tamin’ny fanamboarana ny tempoly izay may kila tsy nisy noraisina taona vitsy lasa izay.

www.gvalosoa.com

Ravalo Alakamisy7

Ravalo Alakamisy1

Ravalo Alakamisy2

Ravalo Alakamisy9

Ravalo Alakamisy3

Ravalo Alakamisy5

Ravalo Alakamisy8

Ravalo Alakamisy6

12 Avril 2017. Mandoto.

Mandroso RandriaArp Helisoa
 12 avril 2017 – Mandoto: Mandalo eto Mandoto ny Filoha Ravalomanana.

Tsy nanaiky ny olona raha tsy nitafa tamin’izy ireo izy na dia tsy nihomana tamin’izany aza. Ho fanajana an’ireo mponina, dia nidina ny fiara ny Filoha ka lasa miresaka tamin’ireo olona teo ankianja …

Ravalo Mandoto1

Ravalo Mandoto3

Ravalo Mandoto5

 

 

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s