Archives quotidiennes : 14 avril 2017

Marc Ravalomanana mivady, 14/04/2017. Kimony-Morondava. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà…

Cette galerie contient 3 photos.

Marc Ravalomanana – Ofisialy. 14/04/2017. Vonona sy faly mandrakariva aho miresaka sy mifanakalo hevitra @tanora. Ireto tanora ireto izao dia mpianatra eny Vontovorona ary nifanojo tamiko taty amin’ny faritra Menabe, nitatara ny zavatra niainany alina izy ireo: naka sambo kely … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana mivady, 14/04/2017. Morondava, nanamafy ny firotsahany aminy 2018 ny Filoha.

Cette galerie contient 3 photos.

. MORONDAVA Mandroso Randria avec Arp Helisoa.  14 avril 2017 – Morondava: Raha vao nandre ny fandalovan’ny Filoha Ravalomanana ireo mpanohana aty antoerana, dia tsy naharitra fa noraisindry zareo tamin’ny fomba manetriketrika izy mivady . Marc Ravalomanana – Ofisialy. 14/04/2017. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Andriamatoa Filoha ! », Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

Andriamatoa Filoha!   Ajanoko any mihitsy aloha, ‘lay hanihaniko hoe « Rajao »! Ataoko Andriamatoa Filoha, sao hiaino ihany ianao! Andriamatoa Filoha! ‘Zaho tsy hanao kabary lava, na hampiasa sasinteny! Fa na dia notampenam-bava, tsy sanatria halemilemy! Nangatahanao porofo, ny fahoriana iainanay; … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire