Marc Ravalomanana mivady, 14/04/2017. Kimony-Morondava. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà…

Marc Ravalomanana – Ofisialy. 14/04/2017.

Vonona sy faly mandrakariva aho miresaka sy mifanakalo hevitra @tanora. Ireto tanora ireto izao dia mpianatra eny Vontovorona ary nifanojo tamiko taty amin’ny faritra Menabe, nitatara ny zavatra niainany alina izy ireo: naka sambo kely izy ireo omaly ary dia vaky ny sambo nitondra azy ireo tamin’ny 6 ora hariva ka tamin’ny 3 ora maraina vao nisy nahita namonjy azy ireo. Tsy nisy ny aina nafoy, « Mahery ny Jesosinareo » hoy ireo olona nanavotra azy ireo

M & L Ravalo1

M & L Ravalo2

Marc Ravalomanana – Ofisialy

Ety Kimony Morondava 🙂, mafinaritra ny mifampitafa amin’ireto mpanjono ireto, manjono miaraka amin’izy ireo, mampifaly ny ankizy kely sy mizara izay eto am-pelantanana amin’izao fety izao. Tsara i Madagasikara

M & L Ravalo8

M & L Ravalo12

M & L Ravalo10

M & L Ravalo15

M & L Ravalo19

M & L Ravalo18

 .

Arp Helisoa

Kimony Morondava Maka rivotra dia mitafa sy mizara sakafo kely ho an’ny ankizy eny amorondranomasina i Neny.

M & L Ravalo20

M & L Ravalo14

M & L Ravalo16

M & L Ravalo17

M & L Ravalo9

Mandroso Randria avec Arp Helisoa

14 avril 2017 – Morondava:
Mankafy ny kilalaky d’origine … Tonga nanome ambiance ny tarika Samy Jeune, mpamaràkin’ny tanàna.

M & L Ravalo3

M & L Ravalo4

M & L Ravalo6

.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s