CUA-Antananarivo, 19/04/2017. Lions Club International. Arp Helisoa, Mcm-Tanà, Patrick Raharimanana.

CUA serasera. 19/04/2017.

ZARIDAINA LIONS CLUB INTERNATIONAL

Notokanana ny datin’ny Alarobia 19 Aprily 2017 ny Tsangambaton’ny Lions Club International etsy Ampefiloha, Manomboka izao koa dia hitondra ny anaran’ny Lions Club International ny zaridaina eny antoerana ; Nomarihana tamin’ny fomba Ofisialy izany tamin’ny alalan’ny lanonana tsotra nefa nanana ny lanjany izay natrehan’ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana sy ny Fianakaviamben’ny Lions Club Internationale notarihan’ny CMJ Fidy Rakotozafy Gouverneur du District 403 B 2 .

Ny hafatra tiana nampitaina tamin’izao hetsika izao dia ny fanomezana modely sy famporisihana ny be sy ny maro handray andraikitra amin’ny fanatsarana sy fampandrosoana ny Tananan’Antananarivo, Ny Kaominina kosa izay tarihan’ny Ben’ny Tanana dia misokatra amin’ny rehetra izay tsara sitrapo amin’ny fanatanterahana ny tanjona iraisana dia ny fanatsarana ny renivohitr’i Madagasikara ho tombotsoan’ny be sy ny maro.

 

Lions club International : Mivory eto Madagasikara

Nanomboka androany ary haharitra telo andro ao amin’ny hotely Carlton ny fivoriam-be andiany fahatelon’ny fikambanana Lions club International district 403 B2.

Filaharam-be nanoloana ny ranon’Anosy no nentina nanamarihana izany fanokafana izany. 300 mahery no isan’ireo mpandray anjara andrasana amin’ity fivoriana ity ka hoan’ireo vahiny avy any ivelany dia omaly izy ireo no noraisin’ny filoham-pirenena.

Amin’ny andro farany hanaovana ity fivoriana ity ihany koa no marihina fa hanatotosana ny fifidianana izay ho governora vaovaon’ny fikambanana.Raharimanana Patrick. 19/04/2017.

www.sobikamada.com

Couverture CUA

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s