Nodimandry ny namana Mahery Tianasoa fantatra amin’ny anarana hoe « Mahery mpanentana Magro » Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

.

Mahery3

.
Daniel Rakotoarisoa  avec Hanitriniaina Razafimanantsoa. 23/04/2017

Amin’alahelo lehibe no ilazana amintsika namana sy tapaka rehetra fa nodimandry androany ny namana Mahery Tianasoa fantatra amin’ny anarana hoe « Mahery mpanentana Magro ». Mirary fiononana feno ho an’ny vady aman-janany sy ny fianakaviany.

.
Arp Helisoa. 23/04/2017

Ontsa ny fo raha naheno fa nodimandry tampoka Mahery mpanentana eo amin’ny Magro. Tsy tana fa latsaka ny ranomaso , Andriamanitra anie homba ny fanahinao Mahery a! . tsy ho very maina ny tolona nimatimantesanao nandritra ny 5taona mahery. Andriamanitra anie hamafa ny ranomaso latsaka sy hampionona ny fianakaviana. RIP.

.

Guy Rivo Randrianarisoa avec Hanitriniaina Razafimanantsoa

Mahery Tianasoa
Raha vao misy asa dia ianao foana no lohalaharana hitarika, hanafana, hanentana. Fampielezankevitra, tolona Magro, fety eny teo foana ianao zandry lahy. Tsy nangataka tambiny fa fitiavana foana. Fitiavana ny filoha Ravalomanana Marc. Fitiavana ny TIM. Fitiavana ireo namana mpiara mitolona. Lasa tampoka ary tsy hiverina aminay intsony anefa ianao zandry lahy androany. Izay no lahatra satria Andriamanitra no tompon’ny Aina Koa dia Veloma ary mandria ampiadanana. Mirary fiononana tanteraka ho an’ny fianakavianao iray manontolo ary ianareo mpikambana ao amin’ny kabinetra tarihin’i Hanitriniaina Razafimanantsoa.

Mahery Magro 2

Mahery5

.

MAGRO. 26/04/2017.

Arp Helisoa

 Mandria ampiadanana Mahery a! namana sy mpiaramiasa tsy mifankafohy.
.
Mahery7
Mahery14
Mahery11
Mahery15
Mahery9
Mahery13
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s