Marc Ravalomanana, 24/04/2017. Faritra SAVA. Andapa. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Arp Helisoa. 24/04/2017.

Ny filoha Marc Ravalomanana any amin’ny faritra SAVA

.

Ravalo Andapa1

Mandroso Randria avec Guy Rivo Randrianarisoa.

 24 avril 2017 – SAVA: Mitsidika ny any amin’ny Faritra SAVA ny Filoha Ravalomanana
.
Ravalo Andapa38

Mandroso Randria avec Arp Helisoa

24 avril 2017 – Fihaonana voalohany niarahan’ny Filoha Ravalomanana tamin’ireo olona any amin’ny Faritra SAVA

Ravalo Andapa2

Ravalo Andapa3

Ravalo Andapa4

Tsy ny filoha ny antoko TIM Marc Ravalomanana ihany no faly fa vahoaka feno fiatiavana ny eto Andapa ary faly nahita nivantana miandrandra fiainana vaovao

Ravalo Andapa39

Ravalo Andapa8

Ravalo Andapa37

Ravalo Andapa6

Ravalo Andapa7

Ravalo Andapa9

Teto Andapa, nafana ny fandraisana 🙂, nitsidika ny Hopitaly Adventiste ary namangy ireo tsy salama. Niaraka nitafa ihany koa tamin’ireo mpanaradia ny antoko TIM tao Ambalamanasy sy Andapa tampon-tanana. Hanome aimbaovao sy fanantenana ho anareo aho

Ravalo Andapa32

Ravalo Andapa33

Ravalo Andapa11

Ravalo Andapa12

Ravalo Andapa13

Ravalo Andapa18

Ravalo Andapa14

Ravalo Andapa27

Marc Ravalomanana “Hanome aina vao ho anareo aho”

25/04/2017

Mitsidika ny faritr’i SAVA indray nanomboka ny alahady teo i Marc Ravalomanana.

Manara-dia azy any ny kestora fahatelon’ny antenimieram-pirenena sady depioten’ny boriborintany faha-5 Guy Rivo Randrianarisoa. Tao Andapa dia  nitsidika ny hopitaly advantista i Dada, nijery ny fiainana sy ny fiahiana ireo marary mba hahafahana mitondra fanampiana. Nanome rom-patsa ho an’ireo tera-bao izy. Ankoatra izay, nanome vary ho fanampiana sy fanohanana ireo traboina noho ny rivodoza Enawo tao Andapa ihany koa izy, tena voa mafy tokoa moa iny faritra iny.

Niresaka mivantana tamin’ny mponina tahaka ny fanaony i Marc Ravalomanana. ”Hanome aim-baovao ho anareo aho”, hoy izy nampanantena. Anton’ny fitetezam-paritra toy izao ny fijerena ifotony ny fiainam-bahoaka sy ny tena manahirana azy.

Efa natao, atao ary hotohizana ny asa sosialy fa tsy hoe miandry propagandy na mahazo fahefana vao mihetsika, hoy i Dada satria tena mila fanampiana ny Malagasy. Mbola hijanona any amin’ny faritra SAVA amin’ity herinandro ity i Marc Ravalomanana sy ny delegasionina tarihany. Misy hatrany ny fihaonany amin’ireo mpikatroka TIM sy ny fanomezana toromarika azy ireo amin’izao diany izao.

RTT. TiaTanindrazana.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s