Marc Ravalomanana, 27/04/2017. Antalaha. Mifanome tanana @ mponina, Ekar st Joseph Ankoalabe Antalaha.

Lalana Ravalomanana

Marc Ravalomanana – Ofisialy

Mbola tsara ! Mifanome tanana amin’ny mponina eto Antalaha, mafy ny fandalovan’ny Cyclone ENAWO, tsy azo aleha intsony ny plage. Miaraka manadio isika satria isany zava-dehibe aminareo mponina eto izany. Mifanampy sy mifanohina mandrakariva isika

Arp Helisoa

Filoha Marc Ravalomanana any Antalaha. Ny asa mivantana miantraika amin’ny fiainan’ny mponina ihany no himasoana
.
Ravalo Antalaha asa1
Ravalo Antalaha asa3
Ravalo Antalaha asa2
Ravalo Antalaha asa5
Ravalo Antalaha asa7
Ravalo Antalaha asa8
Ravalo Antalaha asa9

Guy Rivo Randrianarisoa

 Fetin’ny masindahy Marc: Fotoam-pivavahana miaraka an’ny Monseigneur Benjamin Ramaroson arseveka Antsiaranana ho an’ny vahoaka SAVA ho fankaherezana taoriany fandalovan’ny rivo-doza ENAWO. Ekar st Joseph Ankoalabe Antalaha.
Arp Helisoa

Nihaona tamin’ireo mpianatra ao amin’ny sekoly katolika St Marc ny filoha Marc Ravalomanana

.
Ravalo Antalaha10

Ravalo Antalaha2

Ravalo Antalaha11

Guy Rivo Randrianarisoa
Maro ny manam-pahaizana eto Madagasikara. Misy ny olo-marina eto Madagasikara. Fa vitsy kely ny olonkendry ka izay no mahatonga ny firenentsika marary sy mijaly hoy Mgr Benjamin Ramaroson
Arp Helisoa

Nankalaza ny Saint Marc tao amin’ny ECAR Antalaha ny filoha Marc Ravalomanana niaraka tamin’i Mg Ramaroson Benjamin Marc io maraina io

.

Ravalo Antalaha3

Ravalo Antalaha13

Ravalo Antalaha12 Ravalo Antalaha14

.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s