Archives quotidiennes : 28 avril 2017

« Ny Fiombonamben’ ny Ampanjaka dia manameloka ny tsy fanajana ny Fahamarinana sy ny Tany Tan-dalàna »

Cette galerie contient 2 photos.

– FANAMBARANA. Ny Fiombonamben’ ny Ampanjaka eto Madagasikara dia manameloka ny tsy fanajana ny Fahamarinana sy ny Tany Tan-dalàna : « … Ireo filohan’ny Repoblika, Praiministra, Ministra, na mpiasam-panjakana ambony, ka nangalatra, nanao kolikoly, tsy nanaja ny Zon’Olombelona, nandika Lalam-panorenana, nampanao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Madagasikara (II).

Cette galerie contient 2 photos.

– . – Madagasikara.   Gasikarako nosy tiako Ilay anjarako sy niaviako Tsy mba afaka ao antsaiko Tsy misaraka ahy fa lalaiko Ny tanimbary sy ny tany mena Alaina antsary satry ho jerena Ireo tanàna misy ireo havana Mahatamàna fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana. Sambava mandray ny Filoha, 27/04/2017.

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana – Ofisialy. 28/04/2017. Mbola tsara !! Niandry mafy koa ny teto Sambava, nafana ny fandraisana omaly alakamisy 27 aprily 2017. Mijery sy mihaino anareo aho ary mitady vahaolana amin’ny mety hampivoarana ny fiainan’ny Malagasy.  

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire