Archives quotidiennes : 1 mai 2017

« Sahy miteny ho an’i Gasikara ». Manomboka ny 2 Mey, Radio TOP-102.8 Fm.

Cette galerie contient 2 photos.

– Arp Helisoa Henoy kely ary hoe! Manomboka ny talata 2 mey zao andeha ny fandaharana rehetra, vaovao sns….. – Haino aman-jery Tongasoa ny “Top Radio” 102.8 FM 02/05/2017 Hisokatra amin’ny fomba ofisialy anio ny onjam-peo “TOP RADIO”, izay hita … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Otis Taylor. Blues and blues…

Cette galerie contient 3 photos.

Otis Taylor, né en 1948 à Chicago, est un chanteur de blues et un musicien multi-instrumentiste dont les talents incluent la guitare, le banjo, la mandoline, l’harmonica…Otis Tayor grandit à Denver (Colorado) en étudiant le banjo. Ses parents lui transmettent … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 1er Mai 2017. Ambohimanga. Fivorian’ny mpianatra SEFALA.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa . 1/05/2017. Nanatrika ny fivorian’ny mpianatra SEFALA efa fanao isaky ny 1 mai teny Ambohimanga ny filoha Marc Ravlomanana io maraina io.    Arp Helisoa . Tsikaritry ny filoha Marc Ravalomanana fa antitra sy tery ny toerana nivorian’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fetin’ny Asa, 1er Mai – Antananarivo. Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà), J.-L Randriamihoatra.

Cette galerie contient 2 photos.

Niainga teo Mahamasina ny Sindika isan-karazany. Niafara tao Antsahamanitra… Kabary firaisan-kina, ary lanona no niraisan’ny rehetra androny . Mamitiana Randrianarison. 1er Mai 2017. Antsahamanitra. Solidarité Syndicale de Madagascar. – Jean-Luce Randriamihoatra #Mada1erMai . HAUTEMENT SYMBOLIQUE MADAGASCAR : PREMIER MAI 2017. – … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

« Meteza ho’aho anarina », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

– METEZA HO’AHO ANARINA Ianareo anie efa tenenina Ianareo efa anarina Fa manao be marenina… Ny atao foana no itarina indro izao nivarina Any an-kady i Gasikara Ianareo anie mody nandra Sy mody fanina eo Rehefa mivandravandra Ny hagaigenareo… Raha … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Havandra. Potika ny voly, trano maro no simba. Traboina ny Tantsaha (Antsirabe, Arivonimamo, Analamanga…).

Cette galerie contient 2 photos.

Region Vakinankaratra. 27/28 Avrily 2017. Namely mafy ny havandra ny tolakandro teo tao amin’ny kaominina Ambanivohitra Ambatolahy Distrikan’Antanifotsy. album de Region Vakinankaratra. – Orana artifisialy narahina havandra Namotika zavatra maro 28/04/2017 Nanomboka ny 25 aprily ka hatramin’ny anio 28 aprily … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire