Flash Info, 3/05/2017. Faravohitra. Antokon’ny Filoha Ravalomanana.

Flash Faravohitra

Ravalo Faravohitra 3 Mai2

 

Fihaonana niarahan’ireo mpikambana ao amin’ny birao politika TIM sy ireo olomboafidy rehetra avy amin’ny antoko TIM androany 3 May 2017 tetsy faravohitra. Nisy ny fanapahankevitra lehibe noraisina ka ho lazaina afaka fotoana fohy.

Arp Helisoa. 3/05/2017

Antoko mpanohitra ny antoko Tiako i Madagasikara manomboka izao

Le parti Tiako-I-Madagasikara est désormais dans l’opposition dixit le Président Marc Ravalomanana

Lors d’une conférence de presse qui s’est tenue à Faravohitra, le président Marc Ravalomanana a fait entendre que le parti Tiako-I-Madagasikara est désormais dans l’opposition.

Horonantsary-Video.

Koa satria manery ny Antoko Tiako i Madagasikara haka ny toerana tsy mahasoa ny fitondrana ireo eo amin’ny fitondrana, dia nanapa-kevitra ny Birao politika TIM sy ireo olom-boafidy ato amin’ny Antoko anio tao anatin’ny fivoriana izay natao teto Faravohitra fa dia ho MPANOHITRA ny Antoko TIM. Raha tsy misy ny mpanohitra matanjaka dia tsy misy ny demokrasia ary ny hampandroso sy hamerenanana ny hasin’ny ny vahoaka Malagasy no tanjon’ny Antoko TIM.

.

Nanolotra foana ny antoko TIM hatramin’ny 2013 ny fiaraha-miasa amin’ny fitondrana mpanatanteraka ho tombotsoan’ny firenena.
Manoloana ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena anefa:
– fitotonganan’ny farim-piainana miseho isanandro amin’ny fiainam-bahoaka ary mitondra ny vahoaka Malagasy any amin’ny fahantrana tanteraka
– ny fahasimban’ny rafim-piara-monina eto amin’ny tany sy firenena. Tsy fatokisan’ny mponina intsony ny andrim-pankana mahefa ka mahatonga ny fitsaram-bahoaka, ny tsy fisian’ny fandriampahalemana, ny ahiahy amin’ny kolikoly.
– ny fahatsapan’ny antoko TIM fa tsy vonona hihaino ary tsy vonona ny hifanakalo hevitra mihitsy ny fitondrana mpanatanteraka.

Dia nanapakevitra ny antoko TIM manomboka androany 3 may 2017 fa:
– tsy hanolotra na hiara hiasa amin’ny fitondrana mpanatanteraka intsony
– hipetraka amin’ny fomba ofisialy ho mpanohitra ny fitondrana mpanatanteraka amin’ny endrika demokratika sy mifanaraka amin’ny lalam-panorenana manaja ny tany tan-dalàna

.

Ravalo Faravohitra 3 Mai1

Ravalo Faravohitra 3 Mai3

.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s