Tsingerintaona nahaterahan-Rtoa Lalao Ravalomanana, 3/05/2017. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Lalao Fety Faravohitra10

.

FARAVOHITRA.

Arabaina i Neny Lalao Ravalomanana ben’ny tanana eto Antananarivo Renivohitra tratry ny tsingerintaona nahaterahany. Homba anao sy ny ankohonanao hatrany anie Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra

.

Guy Rivo Randrianarisoa. 3/05/2017.

Andronao androany koa dia Miarahaba anao Ramatoa Lalao Ravalomanana, ben’ny tanàna Antananarivo nahatratra izao vanim-potoana izao. Ho lava andro hihainana, hanana fahasalamana dia havita be eo amin’ny adidy sy andraikitra nankinin’ny vahoaka taminao.

.

Lalao Ravalomanana fety3

Lalao Ravalomanana fety2

Lalao Ravalomanana fety4

Lalao Ravalomanana fety5

Lalao Ravalomanana fety

Lalao Fety 11

.

Happy birthday to you Mme Le Maire. Ho salama sy homen »ny Tompo taona marobe hanaovana soa ny mpiara belona ianao o.

L Ravalo Mme Hanitra3

L Ravalo Mme Hanitra4

.

LAPAN’NY TANANA.

CUA serasera. 3/05/2017.

TSINGERITAONA NAHATERAHAN’NY BEN’NY TANANA LALAO RAVALOMANANA

Ho fanamarihana ny tsingerintaona nahaterahan’i Ramatoa Lalao RAVALOMANANA Ben’ny Tanànan’ Antananarivo Renivohitra ny 03 May 2017 dia nisy ny lanonana tsotra nefa manandanja izay niarahany tamin’ny mpiaramiasa aminy tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely. Nomarihany nandritra ny fandraisam-pitenenana nataony fa faniriany ny hirotsahan’ny Fiadanana ho an’ny tokantrano tsirairay, nentaniny ihany koa ny mpiaramiasa aminy mba tsy ho kivy amin’ny fanatanterahanan’ ny asa, na eo aza ny fanenjehana sy fanaratsiana ny Kaominina Antananarivo izay ataon’ireo tsy tia.Mametraka fisaorana ho an’ireo mpiaramiasa ihany koa ny Ben’ny Tanana amin’ny fanatrehana ny lanonana.


Nandritra izany dia nisy ny Fotoam-pivavahana fohy nisaorana sy niderana an’Andriamanitra, avy eo dia nifampizara ny mamy tamin’ireo mpiara miasa aminy izy mba ho mamy hatrany ny fiarahamiasa amin’ny fanarenana sy fampandrosoana ny Tanàna .

.

Lalao fety Faravohitra4

Lalao fety Faravohitra3

Lalao fety Faravohitra6

Lalao fety Faravohitra9

Lalao Fety Faravohitra10

Lalao fety Faravohitra2

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s