Archives quotidiennes : 10 mai 2017

Filazana manjo : Ny kolonely Razafy Andriambololona Victor. Ny vadiny Arphine Rahelisoa, Gazety Valosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa. 9 Mai 2017. Nindaosin’ny fahafatesana ny vadiko. dada , dadabe malalanay Razafy Andriambololona Victor. Tsy ho adinonay mandrakariva ianao. Hoy ny tenin’ny soratra masina.:‘ hilaozy ny zanakao ho kamboty. ny vadinao ho mpitondra tena fa izaho no miahy … Lire la suite

Galerie | Tagué | 1 commentaire

13 Mai 1972-2017. Fahatsiarovana, Mcm de Paris.

Cette galerie contient 2 photos.

Jean-Luce Randriamihoatra.  #Hetsibahoaka #Mada13may SABOTSY, 13 MAY 1972 SABOTSY, 13 MAY 2017 Hitsingerina amin’ny herin’ny androany (sabotsy, faha-13 may 2017) ny Faha-45 taonan’ny sabotsy, faha-13 may 1972. Misy ireo manentana ny mba hanamarihana amin’ny fomba manetriketrika io andro io … … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire