Raharaha Riana Andriamadavy VII. Aiza ny mangarahara ?

Senatera Riana Hivadika amin’ny fanjakana

11/05/2017

Mifamahofaho tanteraka ny raharaha Riana Andriamandavy VII, izay voalaza fa enjehin’ny lalàna noho ny fihetsika tsy ara-dalàna nataony dia ny fitarihana andian’olona hikomy sy hitora-bato teny amin’ny Bianco

Riana a3

, fanakanana ny avy eo anivon’ny Sendikan’ny Mpitsara (SMM) tsy hanao fanamarinana ny maha tao amin’ny hopitaly HJRA na tsia an-dRamatoa Claudine Razaimamonjy… Efa nivoaka mihitsy ny resaka fa nanaovana fampiantsoana teny anivon’ny zandary ny tenany saingy nitsoaka any Guangzhou Chine. Nandiso izany anefa ny teo anivon’ny zandarimaria. Nilaza kosa ny filohan’ny Antenimierandoholona Honoré Rakotomanana fa efa mahafantatra izy ireo fa nisy taratasin’ady araka ny fantatray sy henonay nalefa tany amin’ny zandarimariam-pirenena, hoy izy afak’omaly. Anjaranareo no manontany any amin’ny fitsarana na any amin’ny zandarimariam-pirenena, hoy ity tompon’andraikitra, izay hita ho mitandrina mafy, ka sady tsy nandiso no tsy nanamarina. Rehefa nanontaniana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby kosa ny teo anivon’ny zandarimariam-pirenena tamin’ny alalan’ny jeneraly Florens Rakotomahanina omaly, dia nilaza fa tsy misy izany taratasy fampiantsoana ny senatera Riana izany.

Hivadika ?

Mahalala amin’ny antsipirihany ny aty vilanin’ny filoham-pirenena sy ny afera maizin’ny olona maro ao anaty fitondrana ve ity loholona ity, ka manao fitaovana izany mba hiarovan-tena ? Tsapa ho tsy matahotra na iza na iza izy ary toa tsy miasa saina akory tamin’ny zavatra nataony teny amin’ny foiben’ny Bianco sy ny vavabe navoakany.Sa ve tonga tokoa ny tsosori-mamba isarahana ka hivadika tanteraka amin’izay ny Senatera Riana tahaka ny efa nivadihany tamin-dRavalomanana ihany ? Maro no mahita fa hanova zavatra betsaka ny raharaha Claudine A&C ka anisan’izany ny fifandraisana eo amin’ny samy HVM sy mpiara-dia amin’ny filohampirenena satria nampizara hevitra ity raharaha iray ity.

Toky R. TiaTanindrazana.

Riana Andriamadavy a quitté le pays librement

Alors qu’une plainte a été déposée par le syndicat des magistrats de Madagascar (SMM) contre Riana Andriamadavy VII, le sénateur a pu quitter le pays librement pour Guangzhou. Depuis le début de l’affaire Claudine Razaimamonjy, le sénateur aurait menacé à maintes reprises le SMM sur les réseaux sociaux. Pourtant pour les même faits, Hiary Rapanoelina, administrateur d’un compte Facebook a directement été mis sous mandat de dépôt. Il purge actuellement une peine d’emprisonnement à Antanimora. Deux poids et deux mesures incompréhensibles puisque Riana Andriamadavy VII n’arrête plus d’enfreindre les lois, mais il n’est pas inquiété !

Le Sénateur Riana Andriamadavy est intouchable. La gendarmerie serait-elle complice ?

Le sénateur Riana Andriamadavy serait-il aussi intouchable que sa belle sœur Claudine Razaimamonjy. C’est visiblement le cas puisqu’il a pu quitter le pays en catimini pour rejoindre la ville de Guangzhou en Chine. Pourtant, le Procureur général de la Cour d’Appel, Jacques Randrianasolo a confirmé qu’un Soit Transmis* a été émis auprès de la gendarmerie le 3 mai dernier. La question que l’on peut se poser, pourquoi la gendarmerie a fait entendre à plusieurs reprises qu’aucune convocation pour enquête à l’endroit du sénateur Riana Andriamandavy n’a été lancée !

 

*Soit Transmis : C’est un document que le procureur envoi aux enquêteurs, pour leur demander de faire un acte, ou d’entendre untel dans une affaire, ou de lui transmettre une procédure… 

Menace de mort, diffamation et violences : Vers un mandat d’arrêt contre Riana Andriamandavy

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s