Archives quotidiennes : 20 mai 2017

Marc Ravalomanana, 20/05/2017. Magro Mahajanga. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

– Feno ny Magro Mahajanga nandray ny Filoha Ravalomanana mivady par gvalosoa | mai 20, 2017 | Feno hipoka ny Magro Mahajanga anio sabotsy…Nihaona tamin’ny Filoha Ravalomanana mivady ireo mpikatroka TIM sy ny mpomba azy . Arp Helisoa. 20/05/2017. Magro Mahajanga … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Dada sy Neny », Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

  DADA sy NENY.   Nahoana moa no tsy harindrako ka tsy ataoko an-tononkalo? Na sanatria tsy horesahako fa avelako handalo? Angamba mety tsy ho ampy ny teny harafitra hilazana, fa fitiavana hafa loatra ary tsy haiko ampitahana. Nitaiza sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 20/05/2017. Ziona Vaovao Mahajanga. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

. Fiangonan’i Jesosy Kristy eto Madagasikara, Ziona vaovao nandray ny Filoha Ravalomanana mivady par gvalosoa | mai 20, 2017 Mandalo eto Mahajanga ny Filoha Ravalomanana mivady, hanatrika ny faha 50 taoana ny FJKM eto an-toerana…Nanatrika ny fotoam-pivavahana . Arp Helisoa. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Mandainga ny Praiministra », Jean-Luce Randriamihoatra.

Cette galerie contient 2 photos.

#Governemanta FA MANINONA NO MANDAINGA NY PRAIMINISTRA ? Ny faha-17 may 2017 (14:40) izahay no namoaka ny nolazain’ny Praiministra tao amin’ny « facebook »-n’ny Primatiora, ary nahitàna ny soratra (nataonay « copier – coller ») hoe : Et ce, jusqu’à ouvrir des poursuites judiciaires … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire