FA MANINONA NO MANDAINGA NY PRAIMINISTRA ?
Ny faha-17 may 2017 (14:40) izahay no namoaka ny nolazain’ny Praiministra tao amin’ny « facebook »-n’ny Primatiora, ary nahitàna ny soratra (nataonay « copier – coller ») hoe :
Et ce, jusqu’à ouvrir des poursuites judiciaires même contre certains Magistrats ayant abusé de SES prérogatives légales.
Et ce, jusqu’à ouvrir des poursuites judiciaires même contre certains Magistrats ayant abusé de SES prérogatives légales.
Gaga sy talanjona tamin’ny fanambaràn’ny Praiministra omaly anefa izahay raha nilaza izy fa « tsisy idiran’ny SMM na ny raharaha Claudine » ny « fandrahonany » …
… ary dia nijery ny « facebook »-n’ny Primatiora indray izahay mba handalinana akaiky sao « diso fandray » tokoa (sahala amin’ny Mpanao Gazety sy ny Olon-tsotra rehetra).
Ary hita tokoa fa NASAINA NOVAINA izany andàlana (b.) tao amin’ny « facebook »-n’ny Primatiora izany ka nosoloina « (…) ».
Jereo ny sary eto ambany (miloko mavo).
Ary teboka samihafa anie ny a) sy ny b), ry zareo.
Fa iza no tena manakorontana ?
–
Jean-Luce Randriamihoatra. 20/05/2017.
–