Archives quotidiennes : 22 mai 2017

Marc Ravalomanana, 22/05/2017. Marovoay. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa. 22/05/2017. Mandalo sy mitafa amin’ny mponina ao Marovoay i Dada Rna Njaka , Philippe Emile Razafimanantsoa , Gazety Valosoa Rakoto. http://www.gvalosoa.com Teny an-dalana. – Le couple Ravalomanana accueilli en fanfare par la population….Juste impressionnant ! par gvalosoa | … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 22/05/2017. Mahajanga centre hospitalier « Mère-Enfant ». Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

Le couple Ravalomanana au centre hospitalier « Mère-Enfant » par gvalosoa | Mai 22, 2017 | Le couple Ravalomana a visité le centre hospitalier « Mère-Enfant » durant leur séjour à Mahajanga…

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 21/05/2017. FLM Tsaramandroso Mahajanga. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa. 21/05/2017.  Fanitarana ny fiangonana no tsangambato faha 80 taona ny fiangonana FLM ao Tsaramandroso Mahajanga. Tonga niaraka nivavaka tamin’ireo mpino ny filoha Marc Ravalomanana mivady, niaraka nankalaza ny fetin’ny taranaka ary nijery ny asa fanitarana izy ireo tamin’izany. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Ho jerena akaiky hono ny vidim-piainana hoy i Rajao! », Rivo Albert (Mcm-Tanà). GValosoa.

Cette galerie contient 2 photos.

. Ho jerena akaiky hono ny vidim-piainana hoy i Rajao!   Nampanantena ingahy filoha nandritra ny fitsidiham-paritra nataony tany amin’iny faritr’i Sava iny fa hitady vahaolana manoloana ny fiakaran’ny vidim-piainana izay mampikaikaika ny vahoaka ankehitriny. Izany marina rehefa zatra mampiesona … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Kidnapping-Yanis Ismael, 22/05/2017. Le policier est décédé à l’hopital. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

. 22/05/2017 – 09:25 : Fakana an-keriny: Nodimandry omaly teny amin’ny hopitaly ilay polisy mpiambina an’i Yanish Ismael, zanaky ny mpandraharaha karana tompon’ny La City Ivandry, Socolait… nisy an-keriny teny Ankadikely Ilafy ny 14 mey lasa teo. Tsiahivina fa notifirin’ireo … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Hafatra », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

– HAFATRA   rehefa ianao io, mahita ny tsy rariny kanefa tsy mijoro dia aza gaga loatra raha toa koa midororo ny mombamomba anao rehefa ianao io, manan-tsosokevitra kanefa tsy miteny dia miala tsiny indrindra, aza manantena hoe hisy hitsinjo … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire