« Ho jerena akaiky hono ny vidim-piainana hoy i Rajao! », Rivo Albert (Mcm-Tanà). GValosoa.

voahangy18

.

Ho jerena akaiky hono ny vidim-piainana hoy i Rajao!

 

Nampanantena ingahy filoha nandritra ny fitsidiham-paritra nataony tany amin’iny faritr’i Sava iny fa hitady vahaolana manoloana ny fiakaran’ny vidim-piainana izay mampikaikaika ny vahoaka ankehitriny. Izany marina rehefa zatra mampiesona vahoaka dia lasa miteniteny foana sisa ary tsy mahalala menatra intsony.

Tao anatin’ny 3 taona sy 4 bolana, tsy nitsahatra ny nisondrotra ny vidim-piainana teto Madagasikara satria sady tsy manana vahaolana no tsy manana ny fahaiza-manao amin’izany ireo mpitondra HVM.

Ohatra fotsiny io ny resaka solika izay tsy mitsahatra miakatra ny vidiny. Moa ve mba misy vahaolana hitan’i Rajaoa sy ny forongony fa ny sitrapon’ireo kaompanian-tsolika vahiny ihany no iainan’ny mpanjifa eto! Ny rehetra dia mahalala fa miankina amin’io vidin-tsolika io ihany ny vidin’entana ka raha tsy midina mihitsy io tsy misy vidim-piainana mari-toerana izany. Ny mahagaga anefa dia tsy mitsahatra midina ny vidin’ny solika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena kanefa eto amintsika dia ny mifanohitra amin’izany ny zava-misy. Filoha mpampihesona vahoaka fotsiny.

Rivo Albert. 22/05/2017.

.

Les ménages n’en peuvent plus, le pouvoir actuel est à côté de la plaque !

Plus aucun ménage n’échappe à la hausse des produits de premières nécessités. Si le kilo de riz varie entre 2000 et 3000 ariary, l’huile et autres produits sont également à la hausse. De même, pour les bougies…le prix grimpe rapidement puisque le délestage de la Jirama continue, les commerçants profitent de la situation étant donné qu’il n’y aura jamais de contrôle de prix.

GValosoa vidimpiainana

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s