Marc Ravalomanana, 21/05/2017. FLM Tsaramandroso Mahajanga. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Arp Helisoa. 21/05/2017.

 Fanitarana ny fiangonana no tsangambato faha 80 taona ny fiangonana FLM ao Tsaramandroso Mahajanga. Tonga niaraka nivavaka tamin’ireo mpino ny filoha Marc Ravalomanana mivady, niaraka nankalaza ny fetin’ny taranaka ary nijery ny asa fanitarana izy ireo tamin’izany.
.

21 mai 2017 – Tsaramandroso Mahajanga

Nitsidika sy nijery ny asa fanitarana ny FLM Tsaramandroso ny Filoha Ravalomanana mivady ary niara-nankalàza ny Alahadin’ny Taranaka tamin’ireo Mpianakavin’ny Finoana tao amin’io Fitandremana io.

Tsangambaton’ny faha-80 taona niorenan’ny Fiangonana io asa fanitarana io ka tsy niseho ho hafa akory izy mivady fa nanolotra fanampiana amin’ny kinasà rehetra.

.
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s