« Toa-tsaina HVM », mampalahelo. Irresponsables, irrespectueux.

Tsy manara-dalàna, tsy mahalala fomba,mieboebo fahatany.

Arp Helisoa. 24/05/2017.

Ny mpanolotsaina manokan’ny ben’ny tanana Marc Ravalomanana nandritra ny fivoriana nataon’ny sekretera sy tresorier tao amin’ny lapan’ny tanana Analakely ny maraina teo. www.gvalosoa.com , Gazety Valosoa Rakoto ,Philippe Emile Razafimanantsoa

Mahamasina

#Fahantrana #Governemanta
TOLOTSAINA HO AN’NY FILOHA MIVADY

Ho avy ny ririnina, hamirifiry ny hatsiaka.

Raha hanolotolotra ho an’ny Fianakaviana sahirana amin’ny manaraka … bodofotsy sy akanjo mafàna re no tadiavina (« friperie » fa tsy vita sinoa) … miampy ny vary, menaka ary tsaramaso efa natomboka.

Aza avela hampiakarina koa ny vidin-tsolika amin’ny herinandro, fa hampiakatra ny vidin’ny vary, menaka ary tsaramaso.

Voahangy Mahamasina

Voahangy Mahamasina2

Fonja Antanimora.

Satria volam-bahoaka (hetra), dia tsy ireo adala no tokony omena. Maro ny Malagasy HENDRY izay miaina ao anatin’ny fahasahiranana tanteraka (92% ny mponina) no niandry mamiratra, kanefa sendra  mpitondra tsy mahay mitantana dia lasa vahoaka mahantra fadiranovana.

#Fitsarambahoaka
HO 301, 302, 303 ?

Ialàna tsiny fa diso ny nambaran’ireo HVM omaly, kanefa dia notaterinay teto (omaly) mikasika ireo ao Antanimora.

Tsy 125 fotsiny ireo Zaza voafonja tsy ampy taona, fa 325.
Tsy 500 kosa ireo Vehivavy voafonja, fa 300.

Ary ireto no natolotry ny « Première Dame », ny Vadin’ny Praiministra ary ny Ministry ny Fitsarana azy ireo :

Vary (2.500 kilao)
Siramamy (1.000 kilao)
Ronono mandry (480 boaty)
Savony (750 isa)
Biscuits (50 fonosana)
Akanjo (3 gony)
Menaka (300 litatra)
Bodofotsy (500 isa)
Shampooing (20 baoritra)
Voamaina (5 kitapo)

Marihina fa mety hiampy iray, na roa, na telo ireo Vehivavy voafonja ireo atsy ho atsy.

Voahangy Antanimora

TSY MENATRA NY FILOHA RAJAO

Mbola omaly ihany …

Ambetitenin’ny Filoha Rajao ny nandovàny Malagasy mahantra 92 % rehefa nandray ny fitondrana.

TELO taona sy EFA-BOLANA nitondràna izy … dehaka ery fa voatazony ny fahantran’ny 92 %-n’ny Malagasy, izay (aminay) tena diso raha ny tafatafa ataonay eny anivon’ny Vahoaka (vao mainka nitombo).

Firenena fahadimy mahantra maneran-tany, ankehitriny voizina ny fahadimy mahantra manerana an’i Afrika … faly ery « manilika ny fahadisoana » any amin’ny Tetezamita (izay nandraisany anjara betsaka ihany koa anefa).

Raha mba nihena ho 91,999 %, na lasa mahantra faha-enina dia mety ho azonay ny fibitabitahan’ny Filoha.

Tadin-dokanga tsy mitovy é !

Rajao tsy menatra

Mahamasina. Izy mivady sy ireo sahirana.

Voahangy Mahamasina2

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s