Marc Ravalomanana, 25/05/2017. Notanterahina ny Teny nomena. Fanampiana ny CU-Antalaha.

Tonga any an-toerana ny fitaovana vaventy araka ny fampanatenana nataon’ny Filoha Marc Ravalomanana

Araka ny fampanatenana nataon’ny filoha Marc Ravalomanana tamin’ny diany tany Antalaha dia tonga any antoerana ny fitaovana vaventy entina hanadiovana ny sisindranomasina any antoerana . sary Eddie Fernand

.

Eddie Fernand  — avec Commune Urbaine Antalaha

 Marc Ravalomanana : Promesse tenue !

Tonga ireo milina nampanantenain’ingahy Ravalomanana hoan’i Antalaha

Nitazona ny teny nomeny ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana : Nilaza tamiko izy fa hanampy ny Kaominin’ny Antalaha hanadio ny sisin-dranomasina amin’ny alalan’ny milina vaventy. Tonga ireo milina ireo ary efa niasa androany.

Misaotra azy ny tenako satria tsy zakan’ny Kaominina samy irery io asa io. Eo anatrehan’ny asa ataon’ny PNUD dia tena tonga amin’ny fotoana ilàna azy ireto milina nalefan’ny Marc Ravalomanana hanampy ny Kaominina hanadio ny sisin-dranomasina ireto.

Tsy mitovy firehen’kevitra politika amiko ity filoha teo aloha Ravalomanana ity (olona notoheriko mafy dia mafy tamin’ny zany andro izany ara-politika – izay tonga mamonjy anay izao), zany anefa tsy manakana ny fanomezako alalana azy hanampy an’i Antalaha sy ny vahoakany hiala amin’ny fahasahiranana, ary ny hisaorako azy amin’io hetsika io.

Rehefa amin’ny politikan’ny fampandrosoana dia tsy misy amiko ny firehana politika fa izay maha-vonjy dia ilaina avokoa.

Mamerina fisaorana aminy ary tsy maintsy ataoko amin’ny fomba ofisialy izany fisaorana izany.

***********

Marc Ravalomanana : Promesse tenue !

L’ancien président de la République, Marc Ravalomanana, a tenu sa promesse : Lors de son passage à Antalaha, il m’avait dit qu’il allait m’aider à nettoyer la plage en m’envoyant des engins lourds indispensables pour engager les travaux. C’est chose faite :

Les engins sont là et sont déjà entrés en action depuis ce jour.

Un grand « ouf » de soulagement pour le Maire qui n’avait plus su où mettre la tête face à l’ampleur des dégâts cycloniques.

Malgré le fait qu’il n’est pas de même bord politique que moi, je lui adresse mes vifs remerciements et je lui en suis très reconnaissant, au nom de la ville et du peuple que je dirige.

Une lettre de remerciement officiel lui sera de toute façon envoyée.

.

Ravalo Antalaha a4

Ravalo Antalaha a5

Ravalo Antalaha a7

Ravalo Antalaha a8

Ravalo Antalaha a9

Ravalo Antalaha a2

Tsiahy/Rappel.

Marc Ravalomanana, 27/04/2017. Antalaha. Mifanome tanana @ mponina, Ekar st Joseph Ankoalabe Antalaha.

Lalana Ravalomanana

Marc Ravalomanana – Ofisialy

Mbola tsara ! Mifanome tanana amin’ny mponina eto Antalaha, mafy ny fandalovan’ny Cyclone ENAWO, tsy azo aleha intsony ny plage. Miaraka manadio isika satria isany zava-dehibe aminareo mponina eto izany. Mifanampy sy mifanohina mandrakariva isika

Arp Helisoa

Filoha Marc Ravalomanana any Antalaha. Ny asa mivantana miantraika amin’ny fiainan’ny mponina ihany no himasoana
.
Ravalo Antalaha asa1
Ravalo Antalaha asa3
Ravalo Antalaha asa2
Ravalo Antalaha asa5
Ravalo Antalaha asa7
Ravalo Antalaha asa8
Ravalo Antalaha asa9

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s