Archives quotidiennes : 26 mai 2017

Marc Ravalomanana, 26/05/2017. « Aza mifanindritsindry », « Tsy ampy traikefa ny fanjakana Rajaonarimampianina ».

Cette galerie contient 2 photos.

Fanilikilihana ny Ben’ny tanàna Aza mifanindritsindry, hoy i Dada 26/05/2017 Manana andraikitra ato amin’ny kaominina aho amin’ny maha mpanolotsain’ny Ben’ny tanàna ahy, hoy i Marc Ravalomanana ny alarobia lasa teo.    Tokony  hahalala ny zava-misy marina  sy mitranga eto ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina sy ny karana (Filatex). Fanomezana !!!

Cette galerie contient 2 photos.

Volam-panjakana (hetra) ? . Rangorindralesoka Zanakandriana  23 mai· Antananarivo, Atsimo-Andrefana, Madagascar · Nizara fanomezana hoan’ny mpiasan’ny FilatX miisa anarivony maro Rtoa Voahangy omaly. Ny Filatx izay niteraka resabe hatrany tamin’ny vahoaka. Karàna moa no mpitantana ny Filatx araka ny sary nandritry … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 26/05/2017. Namory ny solontenan’ny Distim-Analamanga…

Cette galerie contient 2 photos.

– Arp Helisoa. 26/05/2017. Ny filoha nasionalin’ny TIM Tiako i Madagasikara nandritra ny fampiofanana ireo Distim eto Analamanga ny maraina teo 26mai 2017. Gazety Valosoa Rakoto, http://www.gvalosoa.com, Philippe Emile Razafimanantsoa, Mandroso Randria, Ilaina ny fanofanana ho an’ny DISTIM mba ho … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire