Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina sy ny karana (Filatex). Fanomezana !!!

Volam-panjakana (hetra) ?

.

Rangorindralesoka Zanakandriana  23 mai· Antananarivo, Atsimo-Andrefana, Madagascar ·

Nizara fanomezana hoan’ny mpiasan’ny FilatX miisa anarivony maro Rtoa Voahangy omaly. Ny Filatx izay niteraka resabe hatrany tamin’ny vahoaka. Karàna moa no mpitantana ny Filatx araka ny sary nandritry ilay fizarana fanomezana. Tsy fantatro izay tian’i Rtoa Voahangy hiaviana amin’ny fisafidianana orinasa efa matanjaka sy tantanin’ny Karàna ary nahitàna resabe momba ny adi-tany no nomeny fanomezana ny mpiasa tao? .

Raha ny tenako dia ireo mpiasan’ny orinasa miezaka izay Malagasy no tompony no nizarako fanomezana mba hanomezana tosika ny orina tena malagasy. Tsy misy olana raha volan’i Voahangy samy irery no nividianana ireny fanomezana ireny fa raha volam-panjakana kosa dia taitra ihany ireo mpandoa hetra sy mpiasampanjakana satria mafy ny mandoa hetra amin’izao vidimpiainana miakatra izao nefa etsy andaniny dia misy mizara fotsiny ny volampanjakana amin’izay tiany.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s