Archives quotidiennes : 27 mai 2017

« Sambatra aho fa Reny », Nitiah Nosy. « Reny », Irako Andriamahazosoa Ammi.

Cette galerie contient 2 photos.

– RENY   Misy andro ahatsiarovana Ny hasarobidinao, ry Reny, Fa ianao dia masoandro Izay mitondra fahazavana Ao anaty tokantrano ! Ny endrikao mitsikitsiky Dia ampy hampionona ny fon’ Ny zanakao miferinaina ! Ny salovan-tavanao Dia mahamirana ny lahy ! … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire