« Sambatra aho fa Reny », Nitiah Nosy. « Reny », Irako Andriamahazosoa Ammi.

Reny Nitiah Nosy

RENY

 

Misy andro ahatsiarovana
Ny hasarobidinao, ry Reny,
Fa ianao dia masoandro
Izay mitondra fahazavana
Ao anaty tokantrano !
Ny endrikao mitsikitsiky
Dia ampy hampionona ny fon’
Ny zanakao miferinaina !
Ny salovan-tavanao
Dia mahamirana ny lahy !

Dia tsy sanatria akory
Fitia mba te handokadoka,
Fa henoy ny teny re
Ao an-tokantranonao rehefa injay hariva ny andro,
Avy nianatra ny ankizy,
Avy niasa koa rangahy,
Ny eo am-bavan’izy ireo ?
 » Aiza i Neny  » « Aiza i Mama ? »

Fa mangatsiaka ny aty trano,
Malomaloka hafahafa
Rehefa injay ianao no tsy ao !

Saino izany anio !
IRAKO AMMI (Irako Andriamahazosoa Ammi)

Fahatsiarovana.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s