Lalao Ravalomanana, 27/05/2017. Fetin’ny Reny. Vavaka, fifampiharabana, fanomezana.

Arp Helisoa

 Ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana nandritra ny fifampiharabana fetiny reny sy fampianarana soratra masina ny maraina teo tao amin’ny tranompokonolona Isotry. Gazety Valosoa Rakoto. www.gvalosoa.com.

.

CUA serasera

FETIN’NY RENY MIARAKA AMIN’NY BEN’NY TANANA LALAO RAVALOMANANA

Nanao hetsika fankalazana ny fetin’ny Reny amin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana tetsy amin’ny tranompokonolona Isotry androany 27 may maraina ireo fikambanana fitoriana filazan-tsara izay tarihan’ny Ben’ny Tanàna Lalao RAVALOMANANA, izay ao anatin’ny vondron’olona hivavaka avy ao Boriboritany voalohany, faharoa, fahatelo ary fahaefatra, ka miisa 600 mahery izy ireo.

“Nanazava nandritra izany ny Ben’ny Tanana fa mifanojo amin’ny fetin’ny reny izao “evangelisation” izao ka antony hiderana sy hisaorana ary fanomezana voninahitra Andriamanitra. Anisany tonga naira-nihombo-mbavaka teto ireo mpanao hira gasy mitory ny filazan-tsara sy ny DORIKASY FJKM manjakaray ary nampiseho ny talentany amin’ireo dihy sy ny feo manga amin’ny fideran’Andriamanitra. Marihany ihany koa fa ny fanaovana ny fitoriana dia eny amin’ny tranompokonolona Analakely isaky ny Alakamisy ary eny Isotry kosa ny talata manomboka amin’ny 2ora.
Nisy koa ny fanomezan’ny Ben’ny tanàna vary, menaka, sûr eau ary bodofotsy ho an’ireo olona 600 mahery ho fampiarabana azy ireo amin’ny izao ankatokin’ny fetin’ny Reny izao.

Lalao Ravalo Reny2

Lalao Ravalo Reny3

Lalao Ravalo Reny1

Lalao Ravalo Reny4

Arp Helisoa

 Sady voky ny tenin’Andriamanitra ireo renimpianakaviana no nahazo fanomezana. bodofotsy. menaka. vary. ronono avy amin’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana Gazety Valosoa Rakoto, www.gvalosoa.com, Rna Njaka

Lalao Ravalo Reny11

Lalao Ravalo Reny7

Lalao Ravalo Reny10

Lalao Ravalo Reny9

Lalao Ravalo Reny8

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s