Marc Ravalomanana, 27/05/2017. Analavory-Itasy.

 

Sabotsy 27 may 2017, lalana makany Analavory, mahita ny vokatra izay misy eto amintsika aho, mitady hevitra aho hanampiana ny tantsaha mba ahazoany vokatra be kokoa afahany mampitombo ny eo am-pelantanana.

Ravalo Analavory5

Ravalo Analavory4

Ravalo Analavory1

Ravalo Analavory7

Ravalo Analavory6

Mandroso Randria Arp Helisoa

 27 mai 2017 – Analavory RN1

Mihazo an’iny RN1 iny ny dian’ny Filoha Ravalomanana, ka rehefa avy nihaona tamin’ireo tantsaha tao Ampasamanatongotra izy dia miato kely eto Analavory indray; tsy tàna ireo olona marobe fa nirohotra mba te-hihaona aminy.

Mihaino sy miresaka mivantana amin’ny olona ny Filoha Ravalomanana, asesiky ny finiavana te-hanampy, te-hanolo-tanana … hampivoatra é !

Ravalo Analavory11

Ravalo Analavory9

Ravalo Analavory8

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s