Marc Ravalomanana, 27/05/2017. Faratsiho.

Mandroso Randria 27 mai 2017 –

Faratsiho

Mandalo eto Faratsiho ny Filoha Ravalomanana. Vory lanona ireo olona marobe niandry azy…

M Ravalo Faratsiho1

M Ravalo Faratsiho2

 

Guy Rivo Randrianarisoa

 Samy te hiresaka amin’ny filoha TIM Marc Ravalomana ireto mponina Faratsiho ireto. Vahoaka tsy nantsoina fa tonga hifanakalo hevitra sy hifanatry tava aminy. Any hevitra sisa niakatra tery andavarangana. Mametraka fanantenana lehibe ireto mponina ireto.
.

Ravalo Faratsiho a1

Mandroso Randria

27 mai 2017 – Hetsika farak’izay tsotra no nasetrin’ny Filoha Ravalomanana an’ireo mponina tao FARATSIHO raha nahita ny loton’ny Tanàna tao izy:

NOVIDIANY DAHOLO NY KIFÀFA TAO AMIN’IREO MPIVAROTRA TEO, DIA NOZARAINY TAMIN’NY OLONA REHETRA TEO MBA HANADIOVAN’NY MPONINA NY TANANA FA MALOTO LOATRA.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s