Archives quotidiennes : 29 mai 2017

« Sambory », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

SAMBORY   Sambory…sambory Sambory izay miteny Sambory izay manelina Ny fiainam-pirenena… Ireo tsy mankatelina Tambazo indray harena Sambory…sambory Ireo miketrika hanongana Sokiro dia fotory… Aza asiana iray miangana, Fongory…fongory Fa fanetriben’ny tany Lalaovy…lalaovy Ataovy mihitsy ataovy Izarao mofo, lamba Sitrany … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Tonelina Ambanidia-Tsaho ». Mcm.

Cette galerie contient 2 photos.

Ny tsaho sy lainga.   Satria be loatra ve ny olàna mianjady aminy tsirairay ankehitriny, dia mora andairan’ireo « tsaho » sy « lainga » isan-karazany… izaho sy ianao ?  Mitaintaina lava noho ny tsy fandriampahalemana, ny vidim-piainana tsy araka intsony, ny vola manahirana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Kidnapping de Yanish… Son père raconte.

Cette galerie contient 2 photos.

Madagascar : un patron de la communauté karana raconte sa course contre la montre pour sauver son fils kidnappé 25 mai 2017 à 20h36 — Mis à jour le 27 mai 2017 Dans les rues d’Antananarivo, en février 2015. © … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Toamasina, 27/05/2017. Fikambanana ATFT, mpomba ny Filoha Marc Ravalomanana. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

. Arp Helisoa. 29/05/2017. Nifampiharahaba tratry ny taona ny fikambanana ATFT ao TOAMASINA fikambanana mpomba ny filoha Marc Ravalomanana ny sabotsy teo. Mitady olona hendry sy matahotra an’Andriamanitra ny fikambanana ATFT hitantana ny firenena. Ny filoha Marc Ravalomanana no maharesy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire