Archives mensuelles : juin 2017

Ny Valosoa, 29/06/2017. Marc Ravalomanana, Fahaleovantena, Antsirabe, Filaminana, Cepe…

Cette galerie contient 2 photos.

– Kianjan’i Mahamasina Ho avy koa ny avy amin’ny Faritra 22 amin’ny 8 jolay Toy ny isan-taona dia tsy mitsahatra ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) ao amin’ny boriborintany faha- 4 mizara fanomezana ho an’ireo sahirana  ara-pivelomana  manerana  ny fokontany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Décès de Simone Veil « Une conscience morale », deportée, humaniste, ministre, academicienne…

Cette galerie contient 2 photos.

Mort de Simone Veil, icône de la lutte pour les droits des femmes L’ancienne déportée, ancienne ministre de la santé et femme politique, est décédée à l’âge de 89 ans. Simone Veil est morte à l’âge de 89 ans, a … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Paris, SMM « Misy ny tsindry sy sakana avy amin’ny Fitondrana ». Ny Valosoa 29/06/2017. Africa 24 (video).

Cette galerie contient 2 photos.

Fitsarana Misy ny tsindry sy ny sakana avy amin’ny fitondrana hoy ny SMM Nisy ny famelabelaran-kevitra narahina ady hevitra nataon’ny SMM tamin’ireo Malagasy any ivelany. Loha-hevitry ny fihaonana ny hoe: « Ny fahaleovantenan’ny Fitsarana ao Madagasikara». Hetsika natao tao amin’ny Université Diderot … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo,28/06/2017. Tananan’i Nice sy Iarivo.

Cette galerie contient 4 photos.

– CUA serasera .28 juin, FITSIDIANA NATAON’NY SOLONTENAN’NY BEN’NY TANàNA AVY ANY NICE AN’NY BEN’NY TANàNA LALAO RAVALOMANANA. Hohamafisina sady hidirana lalina ny fiarahamiasa sy ny fifandraisana eo amin’ny Tananan’Antananarivo sy ny Tananan’I Nice any Frantsa ; Omena aina vao rahateo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Izay ianao izay », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 3 photos.

IZAY IANAO IZAY   anao ilay harena dia ianao no mangataka mba be ny mpamboly fa tsisy ny harapaka anao hoe ny tany fa ianao no voatosika nankaiza ireo « gasy » sa lasa nandositra? anao hoe ny zo fa giazan’ny mpanana … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

E.Macron-H.Rajaonarimampianina, 28/06/2017. Les îles éparses? Le statu quo.

Cette galerie contient 2 photos.

Emmanuel Macron accueille le Président malgache à l’Elysée Discussion politique entre Madagascar et France Presidence de la République de M/car. . Le statu quo (Amitié et Coopération, OIF). Bla bla, araky ny mahazatra. Raha ny Tatitra, eo ambany, dia tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Voahangy Rajaonarimampianina, vola avy aiza daholo ireny ampiasainy ireny ? Ny Valosoa.

Cette galerie contient 3 photos.

Voahangy  Rajaonarimampianina Tsy mazava ny vola mirarakompana zarainy etsy sy eroa Tsy mazava amin’ny Malagasy intsony  izay fomba  ahazoan’ny vadin’ny filohampirenena  Voahangy Rajaonarimampianina volabe  entina  hideraderàna  sy hidedadedahana  hanaovana  ireo  lazaina  fa  asa soa   etsy sy eroa.  Tamin’ireo  vadina filohampirenena … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 24/06/2017. Marc Ravalomanana, Fetim-pirenena, Frantsa. Arp Helisoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana Ho porofoina amin’ny 8 jolay fa antoko matanjaka ny TIM Isambilo Momba ny raharaha polkitika, hankalaza ny faha-15 taonany ny antoko Tiko i Madagasikara (TIM) ny 8 jolay ho avy izao. Nambaran’ny filoha mpanorina ny antoko, Marc Ravalomanana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Fetim-pirenena, Canada 2017. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Guy Rivo Randrianarisoa 26 Juin. Niaraka nankalaza ny fetim-pirenena tamin’ireo Malagasy eto amin’ny tanàna Québec izahay. Nijery ny ankizy nilalao sy nampiseho ny tantara ny Firenena. Nisy koa ny fifanakalozan-kevitra. Misaotra anareo tamin’ny fandraisana. – Guy Rivo Randrianarisoa. 25 juin·  Niara … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Fetim-pirenena, Antananarivo 2017. Ny Ben’ny Tanana Rtoa Lalao Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– CUA serasera26/06/2017. – FANOMPOAMPIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA FFKM Tonga namaly ny fanasan’ny FFKM ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana nandritra ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana izay notanterahana tetsy amin’ny EKAR masindahy Josefa Mahamasina, lamesa izay tafiditra ao anatin’ny fankalazàna ny faha-57 taona nahazoana ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire