Toliara, fanafody ody kankana. Mpianatra (Epp Anketa) voapoizina. Jean-Luce Randriamihoatra.

14/06/2017. #Fahasalamana #Fanabeazana

NANANA NY ANDRAIKINY IREO MINISTERA

 

Maniry fiverenan’ny fahasalaman’ireo ankizy narary « avy nampihinanana ody kankana » any Toliara izahay.

Na izany, manaitra ihany ny fanambaran’ireto Ministra izay nilaza fa « mety ho tsy nihinan-kanina ireto ankizy » nialoha ny nihinanan’izy ireo ilay « ody kankana ».
F’angaha moa tsy tokony ho nampahafantarina ny « fepetra rehetra » alohan’ny hihinana ny « ody kankana » ?

Aza mitetika ny hiala re, fa ataovy ho anatry ny sisa …
… satria manakorontana ny filaminam-bahoaka !

Jean-Luce Randriamihoatra

Jean-Luce Randriamihoatra. 15/06/2017.

 

Toliara2

ENY E … INONA MOA NO HO LAZAINAY ?

Voamarina fa nampidirina eny amin’ny Fonjan’i Manjakandriana ny Mpanolotsainan’ny Filoha Rajao, Razaimamonjy Claudine, …
… mba ho fiarovana ny Ainy.

Ny sakafo nomena ireo Ankizy, tao amin’ny « Cantine scolaire », no nambaran’ny Ministry ny Fahasalamana (teo akaikin’ny Ministry ny Fanabeazana) fa …
… mety ho antony « nankarary » azy ireo, tany Toliara.

Eto Madagasikara marina isika !

 

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s