« Vandy ny an-tena », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Mamitiana b3

.

VANDY NY AN-TENA

 

mahaleo tena…

izay foana hatreto no nihirahiraina
nalentika mafy tanatin’ny saina
fahaleovantena hoe ka fahaleovantena
fieboeboana toa lany mitrena

Io isan-taona dia makotrokotroka
hoe afaka ambanin’ny ziogam-bazaha
iza kanefa no manindry bokotra?
fa saribakoliny kay ny an’ialahy…

ny taninao rehetra faritany ho azy
fefeny tsikely hananganany vela
izay miseho miditra eo anamparany sazy
efa lasany daholo koa lesy ny ampela

hoe mahaleo tena…?

angamba efa eso raha izany no izy
vao mahita vazaha dia efa miraraka ivy
manao ranolava mangataka pitiny
mivaro-panahy amin’izay mba atsipiny

rehefa mahantra sy noana ny pokona
tsy afaka izay fa aza miavo tsy feno
ary rehefa tsy henoina, totohondry no hivonkina
raha hendry izay ao dia mahaiza mihaino

 

NARY. Mamitiana Randrianarison
16/06/2017

Sary nidramina.

.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s